fitiavana

1. rfm ( 02/07/2004 13:07)
rah ny hevitr'areo possible ve hoe ny premièr(e) amour-nao no lasa vadinao na reciprok'n'zay
2. malaky ( 02/07/2004 13:16)
Tsy maintsy ilay farany ihany no lasa vadinao eh . Fa raha ilay voalohany moa izany dia sdy voalohany iny no farany!
3. booboo ( 02/07/2004 13:29)
rfm>hihihihi fa maninona no aty @ " momba ny takelaka " ilay raha ?
ié possible zany ! ôtra an'i dada sy mamanay
4. bichette ( 02/07/2004 14:19)
booboo> ny olona ato angambany ho hitany fa tena matotra ts'inona e hi ! hi ! hi ! sa ahoana ????

rfm > ie possible mihitsy ka !!!!
5. hendry ( 02/07/2004 17:29)
fa inona ny tsy tokony haha-possible an´zany?
6. poupounesana ( 04/07/2004 06:07)
possible fa ndana alou mijery statistiques eh
7. rambofrau ( 05/07/2004 09:55)
Amiko aloha dia le fa rany eh,marina mihintsy le fiteny hoe "le dernier est tjrs le meilleur".
Raha ny 1er amour no lasa vady,ohatra ny tsy maminy izany satria samy mbola tsy nahita ksiperiansa.Nefa asa aloha eh.
8. medianaranja ( 05/07/2004 15:04)
amiko indray,tsy d tsara loatra raha tsy miaraka @ol maro2 zay vao manambady, @ zay tsin enao sady manana traikefa no mahavita revy tsara d tsy manondrana ntsony rhf ao an-tokantrano, fa oh tsara ko we efa avy nanala azy kely d mifamerina @ l premier amour, sa aôna wi nareo?
9. tequila ( 05/07/2004 15:58)
dia ahoana ndray lay hoe lany manja?
10. fijo ( 05/07/2004 20:55)
zavatra misy sy mety hitranga izany fa visty.tsy hitako aloha izay maharatsy azy e.
11. ari.malala ( 06/07/2004 11:53)
Possible izany premier amour no lasa vady zany ka! izay ilay hafa ihany ilay voalohany
12. fijo ( 06/07/2004 21:16)
sady farany ve ry malala sa mety isy elanelany eny?ih,ih,ih
13. hasiniony ( 21/08/2004 08:32)
Ny fitiavana dia maro loko, arakaraka ny toerana misy azy sy zava-misy iainana no mam-pitobina izany, na tsia!
14. yonikafopl ( 21/08/2004 10:45)
arakaraky ny hamafisan'ilay fitiavana io kou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5878