Ampidiro aloha ny tenimiafina
feo
1. xxx
(
01/07/2004 10:35)
afaka mba fantarina hoe inona no antony mahatonga ny mpihira mikasom peo fa mba liana aho
2. ari.malala
(
01/07/2004 10:55)
mety efa tena feony mintsy ko! misy koa mifoka sigara dia lasa kasoka ny feony.
3. fijo
(
01/07/2004 21:55)
4. kitjo
(
03/07/2004 07:08)
efa talenta mitsy ny azy ko
za lou zao le tsisy mitsy e,
fa mahay misioka an,iihhihisy mahay miteny koa
5. mabloo
(
03/07/2004 10:00)
azo ianarana io fa arakaraka ny tanjaky ny feonao!!
6. fijo
(
05/07/2004 23:01)
ary raha feomboloky?ih,ih,ih