inona marina moa no tadiavitsika e?
1. fifi
(
27/06/2004 12:24)
ny olom-belona oa hotriny hoe tsy sasatra ny mitady zavatra foana @ fiainana nefa refa tena eritreretina de tsy fantatra akory hoe inn tsara mou le tena tadiavina!
novalian'i fijo ny 05/07/2004 23:25
3. mcfy
(
28/06/2004 09:48)
kally> ka inona moa ilay tena atao hoe fahasambarana ary mi-existe tokoa ve izy io?
MaKà Fy ary!
MaKà Fy ary!
4. kally
(
28/06/2004 13:00)
Misy ny fahasambarana fa arakaraky ny fahaizanao mandray azy ihany.Ary ny tena marina dia fitambarana fotoana kely mahafinaritra maromaro no manome ny fahasambarana.
6. kinaoly
(
28/06/2004 23:25)
fijo> besoins primaires be dôly zany, efa nandroso anie ny olombelona e, efa mitady mihoatra noho ny fahampina aramaterialy izy, raha tsy hoe angaha hoe :"Le bonheur est fait de trois choses sur terre [...] un beau soleil, une femme et un cheval" lol
7. fifi
(
29/06/2004 07:41)
ny tena marina de tsy mety afa-po mintsy ny olona satria tsy mijanona mitady zany izy
nefa koa tsara ihany le izy satria otrany hoe olona miezaka ny hivoatra le olona tia mikaroka
nefa koa tsara ihany le izy satria otrany hoe olona miezaka ny hivoatra le olona tia mikaroka
9. fifi
(
29/06/2004 07:46)
ary ny hasambarana aminareo vola sa fitiavana?amin'izao fotoana izao ireo no tena hiadin'olona hevitra indrindra
10. mimich
(
29/06/2004 11:06)
mihinana mba ho velona dé vélona mba hiasa dia miasa mba hahazo vola, de mahazo vola mba holaniana dé izay foana no mihodikodina eo
12. hendry
(
29/06/2004 15:12)
ny ahy ny tadiaviko dia mba tsy hiasa sy tsy hisasatra ntsony hono zany nefa mahazo zay ilaiko rehetra.
13. fijo
(
29/06/2004 22:35)
dia dinio ireo voalazanareo ireo raha tsy mihodina amin'io voalazako ery ambony io.
14. xxx
(
01/07/2004 14:38)
ny ol tsy sasatra ny mitady zay ataony hoe tonga lafatra @ fiainany! oh oe manana vam izy d tsy ampy azy zay fa mila zvtra hafa foana!
marina mitsy ilay hoe:l'homme n'est jamais satisfait de ce qu'il a mais il cherche tjs ce qu'il n'a pas!
marina mitsy ilay hoe:l'homme n'est jamais satisfait de ce qu'il a mais il cherche tjs ce qu'il n'a pas!
17. booboo
(
02/07/2004 13:54)
dé mianjera dé mipetraka kely alou mandinika ny fiainana oe inona no tsy mety dé lasa indray avy teo !
20. kitjo
(
03/07/2004 07:11)
k nddray aza tsy hay akory oe inona no tadiavina fa d lasa fts aloha d ze hita eo ko, d oe sao mbola ts'ty fa ndao ihany......