être trahie!

1. xxx ( 23/06/2004 10:33)
inn kay conséquences ny trahison na resaka fianakaviana na eo @ ol mpifankatia?
novalian'i fijo ny 24/06/2004 22:22
2. booboo ( 23/06/2004 14:05)
ohatra ?
3. tequila ( 23/06/2004 15:38)
situation de non retour ndraindray , pour ne pas dire toujours !
4. mabloo ( 23/06/2004 16:27)
le confiance no tsy ao tsony ,nefa tena sarotra ny mamerina azy !
5. fijo ( 23/06/2004 21:34)
tsy fifampahatokisana intsony ko.
6. unik ( 23/06/2004 21:46)
dia aza mba mifanenana aminy tsouny rah zany fa...
7. ikaretsaka ( 24/06/2004 05:49)
sao ianoa no ni trahir?
8. xxx ( 24/06/2004 13:49)
ka ra fianakams aza no nitrahir d tsy resaka @ny tsony zany d hiala!?
9. fijo ( 24/06/2004 22:22)
izany fianakams mamadika izany aloha dia tena maha ratsy saina mihintsy e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1561