Ny rap gasy ahona no fahitanareo azy?
1. ben
(
19/06/2004 05:15)
Misy sasany milay singaniko @ zany ry North and Center (8mm)
Fa misy koa ny sasany dia hira tsy misy dikany mitsy
Fa misy koa ny sasany dia hira tsy misy dikany mitsy
novalian'i donemaskit ny 11/08/2004 20:58
2. rim
(
20/06/2004 15:15)
Rehefa tsy zakan ' ny saina ny rap dia aza aratsiana ny hafa ry baina an!
Ny rap D mirongatra tsy tana ary tsy ho azo fefena izay te hamorona "clan " KôP Enô "
Ny rap D mirongatra tsy tana ary tsy ho azo fefena izay te hamorona "clan " KôP Enô "
4. ramoul
(
20/06/2004 20:22)
Ny rap gasy dia efa nivoatra tokoa fa mbola eo ihany ilay rap tsy misy dikany.
rim ra tsy misy dikany kosa aloha tsy milay é! sady manaratsy ny sasany.kôpy elah!
rim ra tsy misy dikany kosa aloha tsy milay é! sady manaratsy ny sasany.kôpy elah!
5. ikaretsaka
(
20/06/2004 20:32)
rehefa mikendry ilay maha mozika sy art an'ilay zavatra ry zalahy dia milay fa ny olana aminy ange dia falyhioagahoaga fotsiny e
6. xxx
(
21/06/2004 09:15)
18,3 ireny izao no mba tsara fanehoana , raha ohatran-dry zalahy ireny daholo dia tsara fa tsy ilay mihogahoga fotsiny
8. ravatorano
(
21/06/2004 09:24)
da hopp , gouvernika , raboussa , shao boana izay mamenao ny efitrano foana isaky ny manao fampissehoana ary efa nitety ny alliance french teto Dago
ry Diosezy ary ry Gasy ' Tà !
ry Diosezy ary ry Gasy ' Tà !
11. angie
(
22/06/2004 07:30)
Misy mahasosotra ihany ka raha ny tena izy dia tena fomba iray mahomby io entina mampita fahalalana, fahendrena.... ho an'ny tanora saingy toa lasa blabla be loatra, misy tsara ihany alou e.
12. samoina
(
22/06/2004 07:35)
Ka izay no maha-rapy azy e ! Mi-rapé ati-doha tsimoramora !!! Mahafinaritra raha henoina tsindraindray ! Fa raha ela loatra marary ho azy ny andoha satria tsy araka intsony na ny toniny aza ! hihihi
14. dotmg
(
27/06/2004 15:03)
Zavatra 5 no takiako @ rap :
tonony,
feony,
rima,
hakitana,
gadona.
Raha vao tsy ao ny iray amin' ireo dia tsy voako.
clan 8mm, takodah sy ngahbe no tena hitako milay eto. Tsy halako koa 18,3
tonony,
feony,
rima,
hakitana,
gadona.
Raha vao tsy ao ny iray amin' ireo dia tsy voako.
clan 8mm, takodah sy ngahbe no tena hitako milay eto. Tsy halako koa 18,3
17. sweetlu
(
29/06/2004 17:37)
ny hira tsara rehefa tsy manakiana ny sasany be fahatany fotsiny satria rehefa hira dia kanto izay @ tsirairay ka samy manana ny tiany efa betsaka ny miangaly ny rap nefa mba dinihina koa izay mety fa ny mpiangaly azy ihany no mety ho oaiaky ny ataony eo dia mba tsy hanakiana olona foana e! manjary ianao indray no mpanenjoka fa tsy enjehina dia lasa oain ny tononkira!!!!
19. atmos
(
02/07/2004 12:01)
hahaha.....tapatsinay....aza ataon'elà an'izany kosa ny fanontanian-dRamaso e, nefa na izany aza aloha, milay be le lasary karôty miaraka @ sakay.
Lasa resaka rap karôty ndray izy kou..........
Lasa resaka rap karôty ndray izy kou..........
20. mcfy
(
02/07/2004 13:09)
ramaso< mba kipio ny maso njainjay fa ry vola sy noro avy v no hitanareo any @ rap sa niaraka nirap karoty nareo ninana lasary