Njava

1. mabloo ( 18/06/2004 08:30)
milay be !!sa misy tsy tia ve!
novalian'i saotra ny 03/04/2005 03:10
2. angie ( 18/06/2004 08:35)
tena tsy haiko io fa za mbola tara e
3. mabloo ( 18/06/2004 08:44)
groupe malagasy mipetraka an'i Belgique ry zareo ny genre ny mozy ny! fusion na sonorité du sud et du musique moderne, du hip hop et tt ca!!
4. alz ( 18/06/2004 08:48)
Musicalement milay be! Ilay CD volahany (vetse) no tiako noho ilay faharoa na izany aza.
5. angie ( 18/06/2004 09:00)
tena hita mihintsy zay hoe avy any ambanivohitry Eros.
6. alz ( 18/06/2004 09:06)
Angie, tsy dia malaza amin'ny tontolon'ny gasy Njava, akoatran'ny musiciens. Ny vazaha no mahalala azy kokoa. Na dia tany Dago aza ry zareo tamin'ny heritaona angaha izy zay.
Tsy variété aloha lay izy ka izay no tsy dia maha be mpitia azy e!
7. mabloo ( 18/06/2004 09:07)
marina alo zany le vetse somary milay kokoa noho le source.
8. mabloo ( 18/06/2004 09:13)
aty Dago izy zao ka!!nanao show maromaro taty , ce soir ny farany ,betsaka ny tsy mahalala azy sy tsy tia azy,fa ry zareo nefa tena miodina be any ivelany any!
ho any mpirevy mozy no tena milay izy e!!je veux dire hoe ny mozisianina!fa mahafinaritra refa gasy no tafita internationalement amin'ny mozy sy mitondra le mozy gasy ho fantatra e!
9. alz ( 18/06/2004 09:21)
Kay va re! Nisy article tamin'ny gazaty gasy hitako nandatsaka be an-drizareo tamin'rizareo tany tamin'ny herintaona.
Ny olona kely amin'ny mozika gasy dia tsy dia mihinana mozika gasy loatra ny gasy akoatran'ny variétés. Nefa raha variétés raha sehatra iraisampirenena tsy handeha.
Fa milay aloha amiko le Njava e!
10. yonikafopl ( 18/06/2004 15:39)
tena tara be mihintsy zahay @ izany njava zany kle
11. cutie ( 18/06/2004 20:14)
za kou manana le cd vetse.
Milay be. tsara be maheno le feon'le gitara, mahay mitendry tsara ry zareo, sady tsara feo.
12. alz ( 18/06/2004 20:31)
Sady milay no revy gasy fa tsy copie-coller nitadiavana tonony gasy, na variété sinoa nasiana teny gasy.
13. mabloo ( 19/06/2004 14:50)
reny ka mozy an!! ny son milay be,ny revy hafa mitsy,ny mozisianina pro ,nyfeo tsy lazaina tsony!!!variete zany aza atao in e!tsy aleo ve mankalaza ty nosintsika ity e!manana ny mahaizy azy i Dago raha mozy no resahina!
sa ahona!!
14. ramoul ( 20/06/2004 20:46)
mbola tsy fantatro le group de tsy afaka miteny zah.
15. sipasipa ( 20/06/2004 21:35)
Njava!
Milay be ny mozikandry zareo io ka, malaza be aty aminay aty koa izy ireo aty Germany.
Io Njava io ange ilay mpihira hoe Monique and the Quality na hoe Monique e! Ilay nalaza be tany @ iny faritany Toliara iny t@ izany fotoana izany, dia izao izy io Njava io.
16. mabloo ( 21/06/2004 09:28)
en fait mpianadahy daholo izy !
17. fijo ( 21/06/2004 23:21)
efa henoko io tarika io ary fantatro fa tsara ny mozikany.zokin'i bakom le rasta io e.
18. nyna ( 24/06/2004 12:21)
tsy haiko aloha fa za vahiny e!
19. fijo ( 24/06/2004 23:20)
vahiny avy aiza kay ianao?
20. ikaretsaka ( 25/06/2004 03:34)
gasy ianoa fa tsy vahiny iznay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5512