mila torohevitra!

1. xxx ( 15/06/2004 13:58)
misy fiantraikany inona kay ra oh ka mipipi dia manahitaina?ary misy fofona hafa²,sy miloko mavo²b!
novalian'i idealy ny 07/07/2004 05:56
2. xxx ( 15/06/2004 14:16)
Mety manao infection urinaire ianao fa manatona dokotera fa afaky ny antibiotika izany !
Ny fiantraikany raha tsy tsaboina de mainka hanaintaina sy mety hanimba ny fitaovam-pananahanao !
3. bichette ( 15/06/2004 15:41)
xxxx, sao dia eo ampihinanana fanafody kosa ianao ???? dia ilay fanafody no mahatonga izany ?????
4. booboo ( 15/06/2004 17:43)
ny fihatraikany tsy haiko fa soso-kevitra fotsiny oe aza misalasala manatona dokotera.
5. jhouhlambout ( 15/06/2004 21:19)
mitovy hevitra @ maro, antsoy ny Dokotera
6. fijo ( 15/06/2004 21:28)
raha fanafody ve hampanaintaina fa misy tsy mety kely ao,ka dia manatona radoko e
7. yonikafopl ( 15/06/2004 21:57)
izay tsisy afa tsy ny dokotera ihany
8. ari.malala ( 16/06/2004 11:38)
mety misy IST koa (sanatria) fa manatona dokotera haingana, dia ento any koa ny partenaire nao miara tsaboina ianareo roa./
9. angie ( 16/06/2004 12:12)
io mihintsy no tena izy, mila mitsabo tena ianao sy izay miaraka aminao. Tsy azo atao intsony ny mangataka andro @ zao fotoana izao fa mandehana malaky any @ dokotera.
10. fijo ( 16/06/2004 22:56)
raha maro kosa ve ny parta tsy hanafhirana be?
11. ikaretsaka ( 17/06/2004 03:41)
mety bilarziozy..saingy met yhoa ..satria aho tsy dokotera
12. chipie1 ( 17/06/2004 07:59)
manao infection urinaire zany , manatona dokotera aingana de mahereza misotro rano bedabe fa sao de hanimba anao.
13. xxx ( 17/06/2004 09:07)
inn zany infection urinaire??
14. xxx ( 17/06/2004 09:51)
Infection urinaire = misy mikrôba ny fipipiazanao !
Ny pipi mantsy @ tena izy tsy misy mikrôba na virus na champignons izany fa fisehoan-javatra avy aty ivelany no mahatonga izany ( sakafo hoaninao, savony fisasanao ny ambany koa mety ho antony, fifampikasokasohana rehefa manao firaisana, ...)
Mpahazo ny olon-drehetra io fa aza matahotra. Mandehana manao prélevement pipi any @ labô fa tsy misy dikany izy io raha tsaboinao. Aza miandry ela, indrindra raha misy fièvre ianao !
15. fijo ( 17/06/2004 20:37)
ndana amin'izay fa aza lanian dro intsony.
16. lema ( 18/06/2004 09:11)
bon courage e!
17. angie ( 18/06/2004 09:40)
Dia lazao eto ny vaovao sao mba mahasoa ny hafa any aoriana.

Tsiky dia ampy e
18. vegas ( 18/06/2004 12:26)
Matoutou zany baina a! ndana aingana manantona dokotera fa tsy olana zany. Ny tsy fanatonana dokotera no mety hiteradoza ho anao. Cool daolo ny doko fa tsy taitra toi, mety tamana hiverina any fôna ndray aza zao ingahy ko. Mazotoa e!
19. vegas ( 18/06/2004 12:27)
Tsinjona fôna tedavina amin'ny dokotera fa halaky isava ny aretina. Ary naninona taiza rangahy zany nefa e? lol
20. pitchou ( 18/06/2004 17:10)
efa lasa namonjy dokotera v i xxxxxxxx teo e? mbola eo foana? ndana aloha fa ny namana eto foana e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1952