Hamoaka 100 miliara fmg ny fanjakana malagasy

1. ravatorano ( 04/06/2004 10:25)
Tapaka nandritra ny filankevitry ny minisitra fa hamoaka vola zato miliara ny fanjakana mba hametrahana araton 'aina.Izany dia mahakasika nyfamatsiana ny entana ilaina andavan 'andro.Tapaka koa fa hahena 10% ny teti bola fampiasan ' ireo Andrimpanjakana rehetra.Averina indray izany ny fakana ny TVA eo amin ireo zavatra na entana lazaina fa haitraitra (produit de luxe) ary momba ny kojakoja andakozia (electro menagers).
Asa raha toa ka hampihena ny fahantran ny vahoaka malagasy izany rhtr izany farafaharatsiny dia mba hisy fitoniana kely eo amin ny harerahan dava ity izay vokatry ny fisondrotry ny vidimpiainana lava izao hany ka tsy ho araka intsony izany ary izay no mitarika ireo fitokonana izay tsy hahitam bokatra aloha raha amizao fotoana izao.
novalian'i fijo ny 06/10/2004 21:26
2. kitjo ( 04/06/2004 16:49)
Araka io oe haraton'aina io na "filet de securite" dia vonjy rano vaky io fanapahan-kevitra io aloha e
Kanefa ilaina tokoa satria tena efa milentika lalina loatra tsika

Fa misy ny fanapahan-kevitra sy tetika azo raisina nefa mahomby sady maharitra fa mila fotoana kely fts.
3. jhouhlambout ( 10/06/2004 11:55)
4. unik ( 17/06/2004 19:57)
tsy mba hisy fiantraikany eny am bidonville zany!
5. ikaretsaka ( 24/06/2004 06:39)
eny tokoa hoa
6. kitjo ( 24/06/2004 14:10)
K mande miandalana io fa tsisy afaka hamorona vola to d oe ndao zaraina eny La Reunion akory, Anjanomanal....

@ 26 hono toa oe misy fizarana vary,lolllll
Fa tsy d vahaolana znay amiko, ilaina sy mahafinaritra le izy fa vonjy tavanandro fa ny 27juin d miverina @isan andro iany.

7. fijo ( 06/10/2004 21:26)
marina izany.vonjimaika io fa ny tetik\'asa maharitra dia tsy maintsy hatao miandalana.saingy io dia mila faharetana;izay tsy hay na mbola hoharitry ny vahoaka na tsia.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6811