Rija Rasolondraibe
1. arena
(
26/05/2004 18:34)
mahafinaritra ny hiran' ny Rija an ! na taloha na izao dia tena tsara be daholo e !
novalian'i johns ny 02/10/2004 09:42
3. angie
(
27/05/2004 07:20)
Tena mbola mihira izy fa hira masina zao no hirainy.
Ny ahy isaky ny miditra ato aho tsy maintsy mihaino ilay hira 3 ny Rija ato foana. saingy zao tsy mandeha ny RVG.
Ny ahy isaky ny miditra ato aho tsy maintsy mihaino ilay hira 3 ny Rija ato foana. saingy zao tsy mandeha ny RVG.
4. chipie1
(
27/05/2004 07:40)
za kou ry reto mba tiko ny hirany talou , fa ny am zao tsy aiko tsony
surtout ilay " anjara tandrify"
surtout ilay " anjara tandrify"
5. arena
(
27/05/2004 17:59)
ngaha tsy malaza any @nareo any i Rija ry fijo à ! sao dè mahalala ianareo hoe :inona no nampivadika an' ny Rija nanao hira Evenjelique kay ?
6. fijo
(
27/05/2004 21:44)
ny fantatro dia any suisse izy.dia toa lasa manaraka finoana tsy haiko any.ka izay no tsy haiko hoe mbola mihira kay lery.
8. ari.malala
(
28/05/2004 12:39)
Tsara daolo ny hirany ka! Ilay hirany anakiray misy hoe
"nefa tsisy azo atao
Zaho efa tia anao
tsy azo averina mba tsy ho tia intsony aho
Nefa tsisy azo ataoZaho efa tia anao
Efa feno anao
Ny fiainako hatr'izao "
iny mba tiako fa tsy haiko intsony!
"nefa tsisy azo atao
Zaho efa tia anao
tsy azo averina mba tsy ho tia intsony aho
Nefa tsisy azo ataoZaho efa tia anao
Efa feno anao
Ny fiainako hatr'izao "
iny mba tiako fa tsy haiko intsony!
9. donemaskit
(
28/05/2004 13:24)
ilay tapakila farany iny, lé @ teny frantsay tena tiako lé style, nefa za tsy mpankafy mihitsy taloha, tsara io ka !! Toa misy concert rahampitso sa roviana izy zay ?!
10. arena
(
29/05/2004 10:20)
tena zà nijery tao @ palai de sport fa olona zany an! sady tena milay be mihintsy an !
11. yonikafopl
(
29/05/2004 15:56)
za koa ry ari malala mba tena tia iny hirany iny , mbo misy afaka manome ny tonony ve? i arena ohatra?
12. donemaskit
(
30/05/2004 09:02)
Arena ------> zany ve ? mahafinaritra zany, dia nanao an'lé hira @ teny frantsay ve izy ?
14. angie
(
01/06/2004 10:54)
yonik> fa lay hira inona no tian'toi ?
Raha hira masina dia ilay Midera anao andriamanitro iny no tena tiako ary raha hira tsotra dia anjara tandrify, saraka...
Tsy niova fivavahana zany izy, fa lutheriana foana h@ zay ka h@ zao.
Fa na ny hiran'i Felana koa aza tsara.
Ny dadandry zareo koa no tena mpamorin-kira grave be sady olon'Andriamanitra mihintsy.

15. ari.malala
(
01/06/2004 13:11)
Toa saraka raha tsy diso aho ny titre. Andraso fa omeko izay tadidiko dia manampy izay mahay ê!
Toa semban-drahona indraindray
Ilay dina nifanaovanay
Dia mila ho kivy ka valaketraka izahay
Ireo fotoana niarahana nahatsapanay fahafahana
Dia manjavozavo ka zary tsy tazana
Toa tsy namela namefy sy namatotra
Tsy afaka hivelatra tsy afaka hikopak'elatra
Nefa tsisy azo atao, zaho efa tia anao
Tsy azo averina mba tsy ho tia intsony aho
Nefa tsisy azo atao zaho efa tia anao
Efa feno anao ny fiainako hatr'izao
Dia ho fahotana ve raha toa
Mifankatia izahay roa
Tsy tadidiko intsony! tohizo indray ary ê!

16. ari.malala
(
01/06/2004 13:12)

17. chipie1
(
02/06/2004 16:51)
afaka jerena atsy aminy tononkira ny serasera ilay izy ka toa misy ao!
18. arena
(
02/06/2004 18:16)
tsisy t@ teny frantsay le tao ry donemaskit à ! fa hira teny gasy daholo e ! fa gaga zà nahita an ' i Rija fa lasa tena Bogosy be i lèry e ! lasa tanora kely indray kle ! misy ten'ny soratra masina izay manao hoe : fa ny fahatanoranao hody indray toy ny an ' ny Voromahery , rehefa mihira hira Evengelique dé lasa feno fahasam-barana e ! tena hitako fa faly sady sambatra i léry e !
20. yonikafopl
(
03/06/2004 15:30)
ari-malala, arena hi hi hi hi hi
rehefa ankafizina dia tsara foana ka!
fa raha i fijo aloha mety hahita azy ho ratsy e! hi hi hi
rehefa ankafizina dia tsara foana ka!
fa raha i fijo aloha mety hahita azy ho ratsy e! hi hi hi