sahala amin ny tsy mang....

1. imailaka ( 04/05/2004 15:46)
azafady fa fomba fiten-jatovo tamin izany andro zany io, nentina nilazana ireo toetran ny zatovovavy niavona sy manindraindra tena ka na arahaba aza dia tsy novaliany , ilay mangarika sy mahavita mandrora mihitsy rehefa mba misy mikoty!!!!

ny fanontaniko dia izao : inona no mahatonga ny olona hanao toy izany ( na lahy io na vavy an ) , amin izao aloha dia antenaiko fa tsy misy intsony ny toy izany sa mety mbola hisy ve ?!!!!
2. pitchou ( 04/05/2004 15:57)
horonan-tantara efa niseho teto io
3. ikaretsaka ( 04/05/2004 16:50)
mievotra ny tenany ho luxe nefa savony gasy
4. fijo ( 04/05/2004 21:23)
ka hoe tsy mang kosa ko.
5. drtriniti ( 05/05/2004 05:20)
Ary mba maivava koa ikaretsaka io ah!
6. imailaka ( 05/05/2004 09:05)
drmitri : nanaovany fiofana mihitsy ny momba izay kan sa tsy izany ry ikaretsaka!!!
satria rehefa tsy mang de tsy ilaina ny orinasa fanaovana ireny ttsy famaoka ireny dia tsy lany kou ny rano e!!!!
7. lema ( 05/05/2004 11:27)
ka misy kou anie olona tsy mahalala fomba mihitsy rehef mikoty sipa e!ka mahatonga ny sasany anao an'izany
8. jhouhlambout ( 05/05/2004 18:10)
vengeance-haine-amour(ié amour)
9. ikaretsaka ( 05/05/2004 22:38)
rehefa mivantana dia tsy misy maivava sy tsy maivava fa lazaiko daholo ny marina ko.. sa tsy marina indray iznay fa ireny miavonavona ireny matetika dia ilay mievitra ny tenany hoe mankja.. nefa marina io fa ny tapany ihany no mikobana...
10. fijo ( 05/05/2004 23:47)
io dia tena tohanako.satria tsy ny tena manja no miavona fa ny manana namana manja.
11. mumu ( 07/05/2004 07:36)
misy antony kosa alou matoa ny sipa mangarika, misy bandy tonga de mikitika ary am tsy fikitika ery, aiza ny sipa no tsy hangarika za alou de anisany...tsy misy idirany resaka luxe mintsy am zay alou!!!
12. clarys ( 07/05/2004 08:39)
Nahoana moa no tsy misy sipa miavona kah ! Toetra ange io é ! Otran'ny hoe misy sipa mitsiky foana. Ratsy koa anie raha sipa tsy mahay miavona é ! Zé te hihinana za dé hiletra ! Ohatra fotsiny io fa tsy voatery hiafara amin'izany an ! Aleo hiavona zay hiavona fa tsy olana io é ! Zany no fiainana koh !
13. bogosy ( 07/05/2004 10:07)
Izay ihany no mahatonga ny bandy lasa miteniteny fona tsindraindray nefa izy mba juste hoe miharaba fotsiny
Raha tsy tia le sipa dia mba mody mamaly fotsiny dia mandeha
14. pitchou ( 08/05/2004 05:23)
tsy mila mandany andro @zany satria ny experiences d ratsy toetra ny tovolahy gasy fa tsy misy an'izany manatsafa tsy misy hevi-dratsy ambadika izany! ny lhl tsra toetra ary tsy misy hevi-dratsy ambadika tsy otran'izany ny fomba fanatonany ny vhv
15. mumu ( 09/05/2004 07:40)
ekena
16. mumu ( 09/05/2004 09:29)
mila afetsena sy fitandremana
17. pitchou ( 09/05/2004 18:39)
na inona afeniny any anaty salakany any na inona tsy problema izany e! rehefa miova toetra tsy mila ratsy fotsiny ianareo miseho te-hanatsafa d milamina ny fiainana!
18. pitchou ( 10/05/2004 16:35)
ramaso zany no atao hoe bandy be sipa manatsafa sy mikaoty an!
19. mumu ( 10/05/2004 20:12)
hihihihi tena izy mintsy io zany ry pitchou
20. fijo ( 10/05/2004 21:42)
aza masiaka kosa ianareo e.inona ary ity.mba milaza ny fiarahabany ny bandy defa hoe tralala aho hoe inona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.638