Feno 73 taona ny RNM izao satria niorina tamin ny 29 avril 1931.
Maro ny zavatra niainan nizany radio nasionaly malagasy zany.Tao ny mangidy sy ny mafaitra tao koa anefa ny may toy ny tantely.
Ho antsika fanabeazana toy ny inn no takiana havoakan io RNM io amin izao vaninandro iainatsika mianakaby izao?
mampalahelo fa tsy nisy niraharaha firy ity loha hevitra ity nefa dia tena an'isan'ny azo hanampiana ny olona amin'ny fanabeazana tokoa ny haino amn jery.