cunilingus

1. xxx ( 23/04/2004 08:57)
nareo vehivavy ve efa mba nisy natao an'io e!!zay efa natao tianareo ve le izy,mba tantarao e!!mba andramo ry zareo io fa tratra io lanitra fahafito io an!kozy e!!
novalian'i mabouska ny 16/07/2004 11:20
2. xxx ( 23/04/2004 10:50)
ie za efa natao!tiako aloha ilay izy e!sady tian'ilay olona miaraka amiko koa!tsy misy tantaraina fa gout io!samy manana ny azy!
3. xxx ( 23/04/2004 11:35)
de tsy degouter ve ny bandy manao an'io ????
4. xxx ( 23/04/2004 11:43)
fa maninona kay no dégouter ny bandy?
5. oully ( 23/04/2004 11:56)
O ry reto ah! zà ve no tara sa ahoana fa tena tsy haiko ny dikan'io cunilingus io. Fa inona zany dia ahoana ?
6. booboo ( 23/04/2004 12:08)
Plus baaaaaaas !
7. xxx ( 23/04/2004 12:21)
Mijereva dictionnaire Oully!!!!
8. oully ( 23/04/2004 13:05)
Zà tsy manana diksionera fa nareo anie no tiako hanazava eh!!!
9. samoina ( 23/04/2004 13:21)
Hain'i Oully moa nareo vazà rehefa nikaroka mafy ka tsy mahay ny dikany ? Hozizy nareo hoe : " Je donne ma langue au chat " !
De rehefa hazavaina anareo ny valiny ka faly be nareo dia miboredika manao hoe " Waouu ! ...Je donne ma chatte aux langues !!! "... Sans rancunes an !
10. oully ( 23/04/2004 13:49)
Mba lalintsaina kou ity samoina ity marina. Zay ve no fanazavana an'lé izy? Misaotra aza kou!!!
11. xxx ( 23/04/2004 14:05)
tena mbo tara @zany cunilingus zany koa zay e! hazavao tsra hoe ry efa pro! samoina! oully xxxxxx
12. jhouhlambout ( 23/04/2004 14:21)
mijereva film X
13. samoina ( 23/04/2004 15:10)
...X fa tsy météo an ! Sao hafangaronareo @ "cumulo-nimbus".Na dia samy rakotra aza. hi ! hi !
14. hendry ( 23/04/2004 15:28)
rakotra inona?
15. xxx ( 23/04/2004 15:32)
danz koa alou i samoina e , je retire mon chapeau
oully a, fantatr'élà amin'izay ve no dikany e ?
16. mabloo ( 23/04/2004 16:16)
ny jobako mirevy an'io,ny anay alo à gogo zany e!!milay be !!
17. oully ( 23/04/2004 16:40)
xxxxx 23/04/2004 18:32:03 > tena mbola tsy haiko fa mody fanina fotsiny zà hoe mazava fa sao mahazo teny gasy eo indray. Tsy te ahalala ny dikany ntsony zà fa toa ......... loatra izy zany. hihihihi
18. oully ( 23/04/2004 16:41)
sô mahazo teny vazà eo indray mantsy eh
19. booboo ( 23/04/2004 20:51)
hihihi
20. ikaretsaka ( 23/04/2004 22:48)
detailee mihitsy moa ramaso o?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.146