Vaovao Mbola Vao!!

1. jhouhlambout ( 08/04/2004 18:26)
Voici une liste des pays qui ont été bombardés par les États-Unis d'Amérique depuis la fin de la deuxième guerre mondiale, dressée par l'historien William Blum :

Chine 1945-46
Corée 1950-53
Chine 1950-53
Guatemala 1954
Indonésie 1958
Cuba 1959-60
Guatemala 1960
Congo 1964
Pérou 1965
Laos 1964-73
Vietnam 1961-73
Cambodge 1969-70
Guatemala 1967-69
Grenade 1983
Libye 1986
El Salvador 1980s
Nicaragua 1980s
Panama 1989
Irak 1991-99
Soudan 1998
Afghanistan 1998
Yougoslavie 1999

Dans combien d'entre eux ces bombardements ont-ils fait directement émerger un gouvernement démocratique, respectueux des Droits de l'Homme ?
Sélectionnez une réponse :

(a) 0
(b) zéro
(c) aucune
(d) pas un seul
(e) un chiffre entier compris entre -1 et +1
2. ramoul ( 08/04/2004 20:44)
sarotra be lôtra ny fantaniana fa tsy misy mora mora ve any sady zah tsy mahay histoire de guerre mondial fa tena nul be mihintsy
3. ari.malala ( 09/04/2004 09:32)
K'efa he v zany izy hoe bombardement d mbola hoe émerger un gouvernement démocratique ihany? za mamaly hoe aucune.
4. ari.malala ( 09/04/2004 09:35)
K'efa he v zany izy hoe bombardement d mbola hoe émerger un gouvernement démocratique ihany? za mamaly hoe aucune.
5. legaba ( 09/04/2004 15:40)
Efa ho reraka ihany koa, mampiseho ny point faible izy 'zao.
Mety hikorontana be avant ny éléction, tsy hiafina any Dago izy ve?
6. ikaretsaka ( 09/04/2004 23:30)
tsy hay tsy hay
7. kitjo ( 12/04/2004 15:58)
asa zao sous pression japs zao momba an Iraq
tapitra zap mitsy ny delai nomen mpaka otage fa mi deal ny us ,asa manaona izy tao
Toa oh tapi-dalana kalou zareo amzao

Hafahafa koa le valitenin Bush androany iny momba ilay "memo",fa oe efa nampilazaina izy fa hidaroka bombe kay i ben Laden ny 11sept,sy oe hisy detournement d avion sns, efa nampahafantarina an lery aby kay reny zvt reny,fa zao vao nisy namoaka ilay "memo"fa nafenina

hafahafa!
8. ikaretsaka ( 12/04/2004 23:05)
higidra kao ny japs dia dia miady ny ngeza dia faly ny silamo... tsy menatra
9. jhouhlambout ( 13/04/2004 07:36)
Mbola hisy loza ho avy eo!
10. kitjo ( 15/04/2004 08:04)
tsy mime loza an le sinoa aloha fa reny le nataon Ntaolo oe "nila sitrany d nasitriny" sa moa aona le fiteny iny
11. ikaretsaka ( 16/04/2004 02:42)
nitady tombony dia natombony
12. voninkazokely ( 16/04/2004 19:03)
Misaotra an'ny tompo fa tsy tao amin'ny lisitra i MADAGASIKARA!!!!!!
13. jhouhlambout ( 16/04/2004 19:48)
Enga anie mba tsy ho ao mihintsy!!!
14. fijo ( 23/04/2004 04:57)
ngaha tsika manadala azy e.minoa fotsiny ihany
15. jhouhlambout ( 23/04/2004 14:02)
eka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2744