Rajaonarison Mamitiana

1. hery ( il y a 19 heures)
Elaela tsy niresaka pôlitika. 
Nahafinaritra ahy ny PM teo aloha Herintsalama noho ny  asa vitany. Fa avy eo moa rariny ihany ny nanalàna azy satria mbola governemanta voalohany tao anatin'ny fanavaozana... ny savorovoro sns mbola misy ambiny.
Fa ity vaovao ity, ahoana no fahitanareo azy? Efa Tale-n'ny SAMIFIN fa izany hoe niasa tsara izy tao ary niavaka tamin'ny fahitsiana nananany. Anisan'ny mpitolona koa hono (fa tsy hitako hoe tao anatin'ny lisitra natolotry ny GenZ nefa).
Koa dia ho hita eo .

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0481