Tokatrano

1. edon ( 19/08/2024 20:02)
Manao ahoana!.lehilahy no manoratra eto.manana olana eo amin tokatrano aho.ka mba mila toro hevitra.manambad aho ar vadi vita mariag.nis zavatra tsi nety nataok anefa tao.nisy ady2 ka lasa tafikasika tanana azi aho.nefa nifonako taminy izany efa hela.ka ankehtriny tam izay fahadisoako izay nef ohtr menanceny lafa fona aho.ohtr lasa mahazo vahana amalival ahy fona izi.ka izi olo be fo ,lasa ts mvak2 loha..nef fantak izi tena ahy.fa tia anafai za ny tanjony.ka inona no ataoko mb azakako izani toetra ts zaka ataony ahy zan.inon tkony ataoko mb anasiany haja ahy indrai.mb anolorako fitiavana azi ndrai.inon ataok mb ts ararian foko mb azakako toetr ratsiny.mb hialany aminio
novalian'i clemsous ny 1 andro lasa
2. evearrest ( 25/12/2024 04:28)
edon:

Miezaha miresaka am-pilaminana sy mangarahara amin'ny vadinao. Lazao azy ny fihetseham-ponao sy ny hetahetanao hampisy fifankahazoana indray. Ampiasao ny fitiavana sy ny faharetana hanitsiana ny toetra tsy mifanaraka. Raha mbola sarotra ny fifandraisana, dia tsara raha mitady olona azo atokisana na mpanolo-tsaina hanampy amin'ny fanarenana ny tokantrano. Fitiavana sy fahatsapana andraikitra no lakileny.

3. Caus1996 ( 27/12/2024 05:00)
edon:
Manao ahoana!.lehilahy no manoratra eto.manana olana eo amin tokatrano aho.ka mba mila toro hevitra.manambad aho ar vadi vita mariag.nis zavatra tsi nety nataok anefa tao.nisy ady2 ka lasa tafikasika tanana azi aho.nefa nifonako taminy izany efa hela.ka ankehtriny tam izay fahadisoako izay nef ohtr menanceny lafa fona aho. ohtr lasa mahazo vahana amalival ahy fona izi.ka izi olo be fo ,lasa ts mvak2 loha..nef fantak izi tena ahy.fa tia anafai za ny tanjony.ka inona no ataoko mb azakako izani toetra ts zaka ataony ahy zan.inon tkony ataoko mb anasiany haja ahy indrai.mb anolorako fitiavana azi ndrai.inon ataok mb ts ararian foko mb azakako toetr ratsiny.mb hialany aminio

Diso ianao hatrany am-boalohany. Tokony hijanona ianao raha tsy misaraka ny roa hafa, dia tokony hijanona ianao.
4. edon ( 02/01/2025 04:59)
Misaotra tsika iaby,namaly ny fanontanianz
5. clemsous ( 1 andro lasa)
Mety mila mifampiresaka tsara ianareo. Ataovy amin’ny fotoana milamina, angataho izy hamoaka izay ao am-pony, sady hihaino anao koa.
Raha ilaina dia azonao atonina olona azo itokisana mba ho mpanelanelana, ohatra hoe mpiara-mivavaka, havana manaja anao roa tonta, na mpanolotsaina ara-panambadiana.
Raha tsy mahavaha olana irery ianao, dia aza menatra mitady fanampiana amin’ny olona afaka manome toro-hevitra, na manam-pahaizana amin’ny fifandraisana mivantana. Snow Rider 3D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4263