1. Aminata
(
05/06/2023 17:49)
Salama.
Azafady, saika mba hanontany ny maha samy hafa hoany sy ho any. Misaotra.
2. hery
(
05/06/2023 18:22)
Raha milaza toerana haleha dia "ho any". Ho aiza ianao? Ho any am-pandriana. Ho any am-banivohitra.
Ny "hoany" tsy haiko na fiteny.
3. Aminata
(
17/07/2023 08:14)
hery: Raha milaza toerana haleha dia "ho any". Ho aiza ianao? Ho any am-pandriana. Ho any am-banivohitra.
Ny "hoany" tsy haiko na fiteny.
Misaotra.
4. shafira
(
17/06/2024 15:33)
Fahazaram panoratana fotsiny no fahazoako azy fa tsy fanoratra mihitsy hafa ilay tahaka an'itony: Mihaotra, mihoatra, nony sy noho ny, samihafa sy samy hafa
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.3373