Hotsitsihina avokoa ireo tompon'andraikim-panjakana rehetra raha lany ity volavolan-dalàmpanorenana ity

1. RUZ9 ( 14/04/2023 08:12)
« Na oviana na oviana raha manadino anao aho, ry Madagasikara,
aoka hanadino tsy hahetsika ny tànako ankavanana!...
Aoka hiraikitra amin'ny lanilaniko ny lelako, ary ny feko havia, hiraikitra amin'ny havanana.
Ary hanao toy izany koa anie ny taranako rehetra mifandimby,
raha tsy mihevitra an'izay hahasoa ny vahoaka malagasy aho,
raha tsy i Madagasikara no ataoko
loha laharana amin'ny fifaliako ». Manasa anao hanindry ny rohy : La constitution démocratique messianique, digne de Madagascar
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1525