Misaotra an Andriamanitra fa efa manomboka mitodika amin ny fivavahana ny mason ny olona taloha dia ny mifanohitra amin izay no hita rehefa forum tahaka izao.....
Miarahaba antsika rehetra.
Maro no tsy tia miresaka finona na fivavahana f oe mampiady. Nefa rehefa resaka hafa dia liana ery. Ny fananana ny FanahyMasina iany no maha voavonjy koa Samy mikatsaka izay hahazoana AZY amin alalan fankatoavana ny didiny.
Fanahy mpananatra , mpanoro , mampahery no omeny antsika koa mahereza fa tsy hanenenana