Vola misy fetra ary azo faritana amin ny fitsipika sy fahendrena ny lanjany

1. saho ( 28/08/2019 06:49)
Mahay momba ny fandaminana terms of money on economic ve enao
Betsaka no azo faritana izany saingy ny firenena tsirairay dia samy manana ny lanjambolany
Betsaka tokoa ireo vola kely miditra toa euros halefan ny havana mipetraka aty ivelany
Betsaka koa ny manao bizna vola hoe mitady ariary omena euros aty europe
Misy koa ny vola miditra fanampiana hono ny tany en voie de development
Misy koa ny vola miditra ny fivarotana Market of Woods and so on
Misy koa ny vola miditra resaka hetra
misy koa ny vola miditra resaka vola maizina
Misy koa ny resaka vola miditra eo sehatra iraisampirenena harena ankibon ny tany uranium volamena sns...
Hatraiza ny fahaizana mandrindra izany

Aiza ho aiza ny faritra misy anao amin ny resaka vola miditra eo ankohonanao, karama vary masaka ve sa mpivarotra eny antsena toa ny mpamboly sa fitaterambahoaka sa mpanamboatra biriky sy trano sy mpivarotra tany sa ahoana sy ahoana

Efa napetrako teto ihany ny fomba sy ny momba ny toekarena mikasika ny vola fa fananiako nataoko tato sehatra politika satria io no fototry ny fiainana eo amin ny fahantrana na fihariana na fivoarana

Tsy vita ho azy io fa mila fahaizana tompoko. Aza atao varombomba ny tanindrazana sy ny vahoaka ao aminy. Harovy ny MG sy ny harenany Fahavaloko ny fahantrana ary fahavaloko ny noana sy mangataka
2. f.j.Toriel ( 28/09/2019 11:27)
Tsisy nandalovako izy tio ingy raha tsy fambolena.nefa mba misy tiako ndreky resaka zany misy sos-kevitry ve aminao agny sa ahoana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1044