Iza no fidinareo?
1. aldien
(
19/12/2018 12:58)
COMPARATIF MAMPIHOMEHY 25 Sy 13
25 > olona tsotra, raiamandreny, ary hita hoe manana tra-kefa, matotra ary enditra
13 > Mbola tanora, ; kanefa mbola tsy dia tena matotra hitantana; hita hoe mbola be revirevy sy nofinofy; « Filoha téléguidé »
25 > Pragmatisme, tsotra famaly fa matotra; manana hazon-damosina; no sady tsy manavakavaka
13 > Moi je, moi, je, moi je, moi je sy mila soupape matetika; miseo tsy manavaka kanefa miasa miaraka @ Patrick Leloup, izay manambany Malagasy « hoe babakoto » (cf google)
25 > Hamboly hazo mba hitsoniovana ireo ala sy Sifaka
13> Hikapa ary hivarotra hazo; ny sifaka atao « brochettes » art soloina sifaka éléctroniques sy misy puces
25 > hanaiky sans équivoque ny vokam-pifidianana RAHA mandeha MANGAHARAHARA ny fifidianana (dans les règles du jeu, fa tsy hoe misy manafona Dame de coeur, As sy Roi any anaty tanana’ankajon’i sasany aaan - tricherie izany ary tsy azo ekena)
13> Aotrany niolakolana ny famaliana sy tsy dia namany an’ilay fanontanian’i Journlaiste Johary t@ fifampelezan-kevitra; amiko TSY MAZAVA!!!
25 > Hanao izay ahatratrarana ireo tanjona izay anatafita ireo Taranaka Malagasy; Hitsinjo taranaka sy ny ho avy ny zanaka Malagasy
13 > Politika tsy dia mazava fa izao dia efa hita fa ho Naona sy hijaly ireo zanaka ny Malagasy; ho vitsy raha teo ireo ho lasa lavitra
25> Ny soatoavnin’i Malagasy no atao zava-dehibe, ary hisy indray izany hoe « I am proud to be Malagasy »
13> Ny vahiny mahazo vahana fa mody Malagasy no atao eo @ ny « vitrine ». Hisy ny « complexe d’infériorité » @ Malagasy
25 > Ny relance économique ihany no solution @ insécurité satria ny fanarenana ny toekarena no ampisy ny asa sy ampahanana ny vahoaka
13 > Tsy dia misy politique de relance économique voalaza fa tanana endrika ivelany fotsiny no betsaka. Maso no voky fa ny kibo ny Malagasy dia naona!
25> Nahavita Asa maro ary nahasoa ny Malagasy: CCI Ivato, By-pass, lalana mirefy 9200 km, jardin de la mer ao Toliara. Tena mpanangana izy
13> Coliseum izay endrika ivelany fotsiny, hopitaly tsy dia fonctionnel fa bika ivelany no betsaka, ary ny lapan’ny tanana izay mbola nisy kay participation de l’Etat fa nafenona!!!
25> Izy nanagana an’i Tiko ary Malagasy ny mahazo tombotsoa!!! Manana fierté ny malagasy mba misy orinasa malagasy tantanan’na malagasy ary mamokatra ho an’ny malagasy!!!!
13> Manjaka ny Karana sy ny vazaha, ary ny vahiny no misahana ny toekarena eto amintsika
25 > Hihezaka aleon-tena i Madagasikara @ lafon’y maro. madagascar is going to build its own cultural identity
13> NY Malagasy no mody atao eo @ devanture, fa ny vahiny no mitazona ireo « ficelles » rehetra ao ambadikin’ny rideau!
25 > Efa nahazo ny CONFIANCE des Bailleurs de Fonds traditionnels (Banque mondiale, FMI), noho izany, ho hisy ary aharitra ireo arena misy eto Madagasikara
13> Efa malaza hoe « putchiste » ka mety ho sahirana ihany handresy lahitra mpamatsy vola; tsy maintsy ny arena eto Madagasikara no « exploiter »-na ary ho ringana ireo, ary hifafa ny taranaka! NA koa, vola maloto avy @ firenena « voyou » no hisy (Arabo, etc…).
25> Firenena manana ny maha izy azy no hiara hiasa @ Madagasikara: Ao i Etats-Unis, Allemagne, Norvège fa misy hafa koa…
13> i La Frantsa no tena hibaiko sy hidikiditra @ politika Malagasy. Miomana tsara fa 3ème « colonisation » izany no hitranga!!!!
25> Matahotra an’Andriamanitra ary hanao asa soa rehefa any @ paradisa (raha ohaotra ka ahazo Visa de séjour hiditra ao), 13 sy ireo olona mpiara dia aminy > Vonona hatrany mbola hanoy affaire andramena sy tortu any @ Paradisa. Rahe tsy mety aminy ny « règle » ao, dia miomana fa karamaina i Charles Be hanongana an’i Jesosy Kristy!!!

répondu par saromanaiky le 28/12/2018 10:56