Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tranganà maltraitance mihatra amin'ny ankizy
1. mpilaza444
(
28/08/2017 14:22)
Mba mila hevitra aminareo olona mahay ato amin'ny Serasera.
Inona kay no atao rehefa mahita tranganà maltraitance mihatra amin'ny ankizy?
Iza no tompon'andraikitra misahana ny fanatratrarana sy ny famaizana. Mba mila fanazavana mifanitsy amin'ny lalàna.