Ny fanahy

1. rhaj0 ( 08/08/2016 11:52)
Aleo akisaka eto azany ity loha-hevitra ity
tealala:
Ny olona mitsinjo ny fanahy ny..

Mbo hazavao, fintino @ paragirafy iray azany hoe izany "fanahy" izany, fa mba te-ahalala aho ry Tealala. Ianao izany sady "mahay" no "manana" no "mitsinjo" izany "fanahy" izany. Paragirafy 1 fotsiny ee... Misaotra mialoha eee .. :-)
répondu par tealala le 09/08/2016 12:26
2. tealala ( 08/08/2016 12:04)
Tena mandehana ianao amin'ity rohy ity : http://www.fr.chabad.org/library/article_cdo/aid/1570569/jewish/Lme.htm
Misy ao hoe manana âme 2 ny olona fa ianao mahita ny anao ao.
Dia tsy misy fisaorana fa dia mamaky finaritra e.
3. rhaj0 ( 08/08/2016 12:35)
Io moa mba fintino ao anatin'ny paragirafy 1 eee... paragirafy 1 fotsiny ee... ataovy @ teny gasy ee..

RAha tsy vitanao @ teny gasy paragirafy 1 anie izy io, dia lasa miahiahy indray aho io,ary ampiako kely io ilay hoe

1- tsy mafy orina ny finoanao ao, ary dia tsy fantatrao hoe, "mpino" inona tokoany moa ianao?
--- Koa na ilay "fanahy" ventesinao azany toa tsy takatrao akoriny, fa atsipinao any @ (teny) frantsay ny fanazavana

2- sa, voaroboka amina sekta "mahamenatra" ianao, ary dia tsy sahinao aboraka eto izany?
--- Tsy voazavan'ilay sekta-nao mazava akoriny ny @ "fanahy", fa arirarirany toa boriky ao fotsiny ianao, ataony karoty/kibay ho anao fotsiny io, dia ao ianao miboloky "minou fotsy" toa boriky ao

3- sa indray, tsy hitanao izay ho raisina @ ireo "fampianarana" isan'isany, satria hitanao fa dia be dia be loatra ny resaka absurde/aberrrant/ridicule, koa na ianao azany "menatra" fa ilaozanao mitsindrotsindroka izay metimety @ izay "fampianarana" rerenao eo fotsiny, ary mody adala @ "fampianarana" hafa?
--- "Toute chose a une âme" hozy ny reference lolohavinao io. Koa na ny "chose" azany hozy ilay Fampianarana avy @ Ambony Indrindra-NAO izany dia toa misy "fanahy"


Ka dia mamerina ny fiangaviana, alohan'ny ivanitihana re ry Tealala aa... :-)

Io moa mba fintino ao anatin'ny paragirafy 1 eee... paragirafy 1 fotsiny ee... ataovy @ teny gasy ee..
4. rhaj0 ( 08/08/2016 12:44)
hi hi hi... tena TSY ho hain'i Tealala manazava ilay "fanahy" ee... Aleo tonga dia borquer-na ny resaka fa hotry ny mampijaly ny "fanahinao" eto fotsiny aho, ka manjary vasoka eto fotsiny ianao, olon-dehibe miteniteny foana eo :-)

Sa ianao anie toa ilay manao mangamanga "lokon-danitra" io @ sary io ankavanana io eee.



Sa amena chance fanin-2 ihany indray azany ianao ee... Io moa mba fintino ao anatin'ny paragirafy 1 izany "fanahy" izany eee... paragirafy 1 fotsiny ee... ataovy @ teny gasy ee..

Dia rahefa eo ihany ianao, dia hazavao io sary avy t@ ilay reference lolohavinao teo io, fa toa vitsika sy ny tranom-bitsika ho'a izany nareo ao izany ee.. :-)
5. tealala ( 08/08/2016 13:07)
tena mbola somary miasa kely aho fa hitako ny soratrao e
fa rehefa kamo ianao dia ny fahalalanao no tsy hivoatra eo ko.. Tsy mampiova zavatra na andatsa aza ianao fa na ianao aza dia mety efa kôpy ihany aza ianao amin'izay misy ny anao amin'ireo, fa na hino ianao na tsy hino dia hainao ihany ny misy an'le anao e, izay ko angamba no mampitsaoka anao haingana io dia hi bork hadi hevitra vao manomboka io.
Deux âmes
Les Maîtres ‘hassidiques parlent de deux âmes distinctes qui donnent vie à l’être humain : une « âme animale » et une « âme divine ». L’âme animale est mue par son instinct de conservation et d’autosatisfaction.
6. tealala ( 08/08/2016 13:22)
Tsy hoe tsy haiko manazava, fa ny hampitako azy no mety hafa ny andraisanao ny zavatra holazaiko, nena manko ataoko "bref" be dia tapitra., tahaka ny hoe ny "âme" fanahy dia "énergie" +/-, misy amin'ny zavatra rehetra satria ny zavatra rehetra dia misy cellules ary misy atomes ao anatiny ary ao anatin'iny dia misy énergie.. ilay "âme animale" io, fa misy ihany koa ny "âme divine" izay tsy hananan'i rhajo, tsy hoe mandratra fa objectif hono rehefa miady hevitra.
7. tealala ( 08/08/2016 13:27)
ary raha ny tsy fahaizako manazava no hitenenanao ahy tsy mampaninona ahy izany satria izaho tsy natao hanazava na hampianatra ny momba ireny zavatra ireny satria raha mampianatra ireny dia mety ho afa ny zavatra teneniko ary hafa ny andraisan'ny olona hizarako azy ka mety ho lasa mesia aho ka hisy anantena ny fiverenako afaka 2000 taona indray.
8. rhaj0 ( 08/08/2016 13:39)
eny azany fa tena hiezaka mafy aho ee... :-)

1- "deux âmes distinctes (qui) donnent vie à l’être humain", hozy ny Maitres hassidiques

2- "Toute chose a une âme... Les animaux ont une âme, tout comme les plantes et même les objets inanimés.", hozy ny reference-n'i Tealala

3- ny "âme" fanahy dia "énergie" +/-, misy amin'ny zavatra rehetra satria ny zavatra rehetra dia misy cellules ary misy atomes, hozy i Maitre Tealala


hi hi hi.. Ny zavatra izany, na ny vato io na ny bozaka, na koa na ny maty azany, izay misy cellule sy atome .. dia manan'âmes eee...

lalina izany manan'âmes @-ndry Maitres izany.. :-)


Ary ahoana kosa indray azany ilay "fanahy" @ RazanTSIKA, na koa @ Kristiana eee...

9. tealala ( 08/08/2016 13:50)
Izao ary e :
le âme à Cinq niveaux dia Adama ihany no nanan'an io, fa vao nanao hadisoana, (aleo tsy hatao hoe nanota) nihinana paoma izy dia niparitaka t@ ireo olona sasany izay efa nisy teo alohany ireo âme ireo, izany hoe be dia be ny olona manana ny iray amin'ireo 5 niveux ireo isan'izany ny gasy sy ny razambe-ny. Izay no mahatonga ny olona hoe mino.
10. rhaj0 ( 08/08/2016 14:11)
hono ho'a... ilay Adama ve k'lou, aminareo Maitres, dia ilay rehefa natao ny kajikajy, dia ilay tonga teto an-tany teo @ 6000 taona lasa izy, araka ny efa noresahina io ambany io, sa ..

jereo kely ny tabilao:

http://forum.serasera.org/forum/message/m578d043c587ae#m578fb10fb4c52
https://answersingenesis.org/bible-timeline/timeline-for-the-flood/

God created everything. Genesis 1–2 0
Adam became the father of Seth at 130. Genesis 5:3 0 + 130 = 130
Seth became the father of Enosh at 105. Genesis 5:6 130 + 105 = 235
Enosh became the father of Kenan at 90. Genesis 5:9 235 + 90 = 325
Cainan became the father of Mahalalel at 70. Genesis 5:12 325 + 70 = 395
Mahalalel became the father of Jared at 65. Genesis 5:15 395 + 65 = 460
Jared became the father of Enoch at 162. Genesis 5:18 460 + 162 = 622
Enoch became the father of Methuselah at 65. Genesis 5:21 622 + 65 = 687
Methuselah became the father of Lamech at 187. Genesis 5:25 687 + 187 = 874
Lamech became the father of Noah at 182. Genesis 5:28 874 + 182 = 1056
The Flood started when Noah was 600. Genesis 7:6 1056 + 600 = 1656

Calculated BC date for creation: 4004

Dia rahefa nataony ny totalibe-ny, dia 4004 + 2016 = 6020 taona izay no nisian'izao tontolo manontolo izao, hozy Genesisy.



11. tealala ( 08/08/2016 14:30)
Tsy maitre i Adam, fa lehilahy voalohany izy no fanambaranany tontolo ambony ami'ny tontolo ambany 2 dimensions natambatra
Marina anie io anao io e, fa Adam no 6000 ans fa tsy ny humanité, fa ianao ko anie fisainana kristianina no hitondranao io boky io dia diso ny nandraisana ny genezy efa 2000 taona lasa izay dia izay ko anefa no novoizinao e.
12. rhaj0 ( 08/08/2016 14:54)
tealala:
Adam no 6000 ans fa tsy ny humanité... nihinana paoma izy dia niparitaka t@ ireo olona sasany izay efa nisy teo alohany...

ah ha... tena version TSY mitovy @ Adama-Kristiana izany Adama-nao izany ry Tealala.

Fa tsy maninona fa ndao hoe tohizana kely. Ny Sinoa, izay voisin-n'ny razantsika atsy @ Azia atsimo atsinanan izany, rahefa avy nikepoka paoma i Adama (tao moyen-orient) 6000 taona lasa izay, dia lasa manan'ame koa ireo Sinoa tatsy @ an'arivony kilaometatra, t@ io daty io (6000 taona lasa) ee...

izay ilay izy an? ...
13. rhaj0 ( 08/08/2016 21:14)
Dia isika Gasy izany ry Tealala, araka ny Fampianaran'ny Avo Indrindra-NAO, dia TSY avy @ Adama sy Eva ee... Isika avy any Azia atsimo atsinanana k'nouh... ianao Tealala koa anisany.

Esy e ry Tealala. Efa lazaina f'aleo borquer-na ny resaka "fanahy" sy ny "manan'ame" @ fivavahanao ao, fa toa ridicule fotsiny ity ianao... Ngo dia ianao manazava eto io kosa azany no tsy mahazo resaka ho'a, fa ny originelle ve dia ho vendrana toa io ry Tealala aaa...


Dia ahoana kosa indray azany ho'a ilay "fanahy" @ RazanTSIKA, na koa @ Kristiana eee...
14. rhaj0 ( 08/08/2016 23:33)
Tealala:
Adam no 6000 ans fa tsy ny humanité... nihinana paoma izy dia niparitaka t@ ireo olona sasany izay efa nisy teo alohany...

Ny genesisy arak'i Maitre Tealala kay ity resahiny ity, fa erak'i Google, dia i Adama no olona voalohany", hozy ny Jiosy sy Kristiana ary Moslimo, fa tsisy an'izany "olona sasany" izany.

hi hi hi.. esy e ry Tealala e... izany ho'a eee.. hitanao izany fa ridicule ity hoe, Adama de l'an -6000 no olona voalohany teto an-tany, ary dia namorona genesisy arak'i Maitre Tealala nedala..
Vao mainka ridicule :-)
15. tealala ( 09/08/2016 03:49)
lol
Mbola mitovy amin'ity ihany koa ny fisainan'i rhajo lol be!!!

Izay anie ilay tsy mampazoto ahy manoro e, mandray zavatr hafa mihitsy, tsy mbla niatomboka ny lesona dia efa lalana diso no andehanana, hitanao fikiro ao ilay fampianarana vaovao miaraka amin'ny testamenta vaovao, rehefa ho lasa silamo frantsa dia tongava saina, ay io hiparitaka io Islam io fa tsy ijanona ao frantsa fotsiny..
Efa raiki-tampisaka ao anatin'i rhajo manko ilay fampianarana hoe mirakila daholo ny rehetra, ka izaho tsy mpanao mirakla ka ampihiratra ny mason'ny jamba dia hitantara aminy eo hoe izao izany lanitra mangamanga izany. Tsy anjarako izany..
16. tealala ( 09/08/2016 03:56)
Miresaka judaism amnao aho dia fanontaniana miaro fampianarana kristianina no anontanianao, (mbola anatin'ilay fiheverana ianao hoe réligion ny judaism araky ny wikipédia).
Raha mitady valiny amin'ny fanontanianao ianao dia midira amin'ireny sites juifs ireny dia ilay orthodox jerena fa tsy ilay reformé, efa maro ihany manko izy ireny izao.. Amin'izay ianao mba manana fahalalàna kely dia mba tsy hiomezako.. Izaho manko tadidiko fa ny fiheverako ny évolution dia hafa mihitsy fa efa natoronao aho dia raisiko ny fanoronao ahy, dia torak'izay koa ny anampiako anao.
dia jereo ilay rohy nomeko : http://www.fr.chabad.org/library/article_cdo/aid/1570569/jewish/Lme.htm dia hitanao ao hoy aho ilay karazana fanahy.. fa ny anao manko hoe sinoa tsy nisy fanahy ny hovoizinao eto, dia i Adama irery no lazainao fa misy fanahy, noheveriko fa efa mba novakiana ilay zavatra tao.
17. tealala ( 09/08/2016 06:34)
Misy marina ihany ny anao aloha, satria izaho tena voa aingana no nanaraka io fampianarana io fa tsy efa hatramin'izay (ny olona manao conversion aza 5 na 6 taona eo ho eo vao vita ny fianarana dia miroso amin'izany.). Ny tsy takatrao dia tsy natao hampianatra aho, raha resaka hevitra (hitanao araky ny fomba firesak'isika fotsiny e, miteny zavatra aho ianao mandray zavatra hafa).
Dia ny azoko tenenina angamba dia tsotra kely e, ny marina mba haiko tena vitsy dia vitsy kely tena kely noho ny diso izay voizinao isanandro eo.. Heverinao fa tsy miomehy koa aho ato amin'ny zavatra teneninao momba ny fandrosona hoetin'ny siansa? dia miomehy aho ato ka.
18. rhaj0 ( 09/08/2016 10:58)
Tealala:
Adam no 6000 ans fa tsy ny humanité... nihinana paoma izy dia niparitaka t@ ireo olona sasany izay efa nisy teo alohany...
rhaj0:
Ny genesisy arak'i Maitre Tealala kay ity resahiny ity, fa erak'i Google, dia i Adama no olona voalohany", hozy ny Jiosy sy Kristiana ary Moslimo, fa tsisy an'izany "olona sasany" izany.

hi hi hi.. esy e ry Tealala e... izany ho'a eee.. hitanao izany fa ridicule ity hoe, Adama de l'an -6000 no olona voalohany teto an-tany, ary dia namorona genesisy arak'i Maitre Tealala nedala..
Vao mainka ridicule :-)
tealala:
Izay anie ilay tsy mampazoto ahy manoro e, mandray zavatr hafa mihitsy

inty izao no nolazain'ilay rohy niondananao io
http://www.fr.chabad.org/library/article_cdo/aid/1655790/jewish/Adam.htm
Adam Harichone, le « premier homme »...


Aiza ilay honnetete kely hoe ry Tealala, mba miaiky fa miteniteny foana ianao teo izany eee...


Fa ianao moa izany vao mianatra, hoz'enao. Fa mandehana anie hanontanio i Be-rebareba ao, na sokiro ilay boky tonta evohanao ao eee:
Iza moa i LILITH ?..
19. tealala ( 09/08/2016 11:29)
Amin'ny Hebrio dia misy ny hoe Ish=homme=lehilahy Isha=femme=vehivavy
Adam=homme io l'homme lazainy ao io tsy humanité rehetra io, Adam izany dia manana structure spiritule le misy an le cinq niveaux nolazainy amin'y rohy nomeko io.
Lilith : Izay no efa nolazaiko fa efa nisy olona hafa ankoatr'i Adam.
20. rhaj0 ( 09/08/2016 12:19)
eny ho'a eee.. miziriziry ao ianao izany eee... "premier homme" ilery, fa izany hoe, nisy hafa koa tao.. Ka "premier" @ dikany toa hoe "premier" homme qui a marchE sur la lune izany no tian'i Torah tenenina, raha ny fahazoako azy. Ka dia i Adam izany no "premier homme manan'ame" eee...

Satria tokoany, i Lilith no vadin'ilery voalohany; dia i Eva no vady faharoa.. Ka miaraka @ i Lilith tsy incesteux ilay firaisana, fa miaraka @ i Eva, izay avy @ taaolan-tehezan'i Adama tao, dia "incestueux".. Izany no nampivaralila an'i Seta sy Abela... Jereo eraky ny google, f'angaha tsy mampivanitika :-)

Ka ilay izy koa izany, hoz'enao, dia... Ny Sinoa, izay voisin-n'ny razantsika atsy @ Azia atsimo atsinanan izany, rahefa avy nikepoka paoma i Adama (tao moyen-orient) 6000 taona lasa izay, dia lasa manan'ame koa ireo Sinoa tatsy @ an'arivony kilaometatra, t@ io daty io (6000 taona lasa) ee..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1029