i Strong3

1. rhaj0 ( 11/05/2016 13:49)
(tsy) ialan-tsiny kely raha manonona anaran'olona, no mety hors-sujet kely koa :-)

FA rahefa nijery ny resaka Panama Papers, ilay scandale eran-tany momba ireo Rampanana manafina vola sy harena any RamPanama, mba... tsy handoa hetra, impot sur le revenu na taxes na douanes na ets...

Efa notateriko tato ihany..
http://forum.serasera.org/forum/message/m571765323a7c3#m573336090a895

Dia nisy ilay gasy iray... avy any Ambohidratrimo, ato izy mipetraka
Villa Ramy Mandrosoa Ivato, Ivato, Firaisan'Ambohidratrimo
Sertifika de rezidansa ato : https://offshoreleaks.icij.org/nodes/12095291

ka inona no idiran'i Strong3 @ io. Ka izao ilay izy : i Strong3 dia avy any Ambohidratrimo :-)

Ka ngo dia ilery azany io... sa ... anarana tanim-boanjo, ny avy any Ambohidratrimo be voanjo ets... ?? :-)
répondu par harenadanny le 06/07/2016 07:07
2. rhaj0 ( 11/05/2016 13:59)
raha ho fafan'ny moderatera ito, dia ho akisako atsy @ "Tsetsatsetsa tsy aritra" azany ee..
Fa ilay izy dia hoe, i Strong3 no isan'ny nanafana ny sehatra teto, ka dia saika mba hanjono an'ilery eto aho io, raha mandalo eto izy.. :-)
3. rhaj0 ( 11/05/2016 14:58)
hi hi hi.. dia rehefa eto ihany, ngo dia i Bor2lais koa ilay voatonona tao.. Ngo dia iray @ ireto adiresy ireto ilay gasy iray izay atao hoe Bor2lais no mipetraka ooo ???

https://offshoreleaks.icij.org/search?utf8=?&q=bordeaux&c=FRA&j=&e=&commit=Search
- Apartment 105; 103 Ter Rue Belleville; 3300 Bordeaux; France
- CHATEAU MEAURNE; 33230 MARANSIN BORDEAUX; FRANCE
- 109, Rue Saint Genes 33000 Bordeaux France
4. RBNIR ( 15/05/2016 17:59)
ao ry zalahy a! hita miharihary fa malahelo anareo i rhajo e, mba misehoa, dia mba lazao azy ny antony tsy nahateto anareo fa mety sahirana ny sainy.....
5. rhaj0 ( 15/05/2016 23:47)
hi hi hi... iiieeee.. sahirana ny saiko hoe, ngo dia mi-déprime irery any zareo ho'a eee... sarotra ihany anie izany hoe, efa lehilahy lehibe ao ianao, dia tonga saina hoe, dia tena sahala @ zazakely minomino foana sy nampinoinoina foana tao izay elabe izay eee..

Asa raha tadidinao ny resaka betsaka teto t@ Strong3 ohatra... dia nino ery ilery @ izao safo-dranon'i Noah izao.. navadibadika teo ny resaka, dia ilay Jojo lapin mbola manenjika an'i Finette aloha mety mbola arak'i Noah (sy izao Atra imaginaire izao) ihany ny mamehy azy, na hoe, ny liona lasa herbivore nandritra ny 40 andro, fa hotry ny tena évident be ilay hoe, goaika tsy tonga tany Everest akoriny, nefa Noah sy Andmntra toa milaza fa mbola diboka ny gilaoby...

ooopss.... izaho koa toa be resaka ny @ Noah eto, kay moa i RBNIR tena mbola mino be koa :-)
6. RBNIR ( 16/05/2016 22:03)
rhaj0:

ooopss.... izaho koa toa be resaka ny @ Noah eto, kay moa i RBNIR tena mbola mino be koa :-)

Raha izaho mangina amin'izay rhajo fa sao menatr'olona eo an, hitatatata samy irery eto ianao vao tonga saina 7 vue ve no hitaomanao olona eto e?????!!!!!
7. rhaj0 ( 17/05/2016 00:19)
RBNIR:
Raha izaho mangina amin'izay rhajo fa sao menatr'olona eo an, hitatatata samy irery eto ianao vao tonga saina 7 vue ve no hitaomanao olona eto e?????!!!!!

Asa raha takatrao ilay rohy voalohany, TED.com, fa any no faleha, sady misokatra mijery fandalinana hafa koa
https://www.ted.com/talks/richard_dawkins_on_militant_atheism?language=en
Ilay youtube dia tsy ofisialy, fa ampatsotsotra ny fametrahako azy eto fotsiny.

Fa raha samy hanao fampitaha (vendrana) ihany, misy firy nareo miaraka @ Herinirina ao? Isaina @ volom-pe? :-)
8. RBNIR ( 17/05/2016 06:45)
« Ka na dia kely aza no niandohanao, dia ho lehibe indrindra no hiafaranao. » (Joba 8:7)

Jesosy irery tamin'ny voalohany, avy eo niampy 12 lahy, izao izy iarahamahalala....

Dia toy izay ihany izay rehetra avy amin'Andriamanitra ka ny ho avy tsy ho ela no hitsara izay.......

P.S : tsy nahatsapa v ianao hoe efa tsy misy mpihaino intsony eto fa efa avelan-dry zalahy hitatatata sa????
Miantso mafy nefa toa tsy misy mpanohina????
9. RBNIR ( 17/05/2016 06:48)
Tongava saina rhajo a! Soa ho anao no mahatonga ahy hisisika (sao mba hihiratra ihany ny masonao).....
10. rhaj0 ( 17/05/2016 11:14)
RBNIR:
P.S : tsy nahatsapa v ianao hoe efa tsy misy mpihaino intsony eto fa efa avelan-dry zalahy hitatatata sa????

hi hi hi... io ve tsy efa im-10 kely no nolazaiko teto ry RBNIR..
Atsipinay 'le Kôzy, (Tsy) Mihaino Ianao Dia Tsara...

Tsy toa anao (sy ny Kristiana) daholo ho'a ny olona eee... ianao toa insécure (@ finoanao) ao, dia mitady hitarika olona mba hanampy isa anao ao @ habadoanao ao... :-)
11. RBNIR ( 17/05/2016 11:19)
Ny zavatra tsara aloha dia efa manomboka miaky ianao fa hoe efa tsy misy mpiaino intsony......
12. rhaj0 ( 17/05/2016 11:23)
hi hi hi.. manao sikidy indray i RBNIR.... pouah pouah... na dia misy 164 azany ny olona mandalo eto @ ity resaka ity, dia "tsisy mpiaino i rhaj0" fa ny soratr'i RBNIR ihany no vakian'olo... pouah.. pouah...

hi hi hi... tsy mandaitra eee... :-)
13. endriny ( 17/05/2016 13:33)
Mafy loatra ny adim-piainana eto an-Tanana ka tena zara raha mitraka sisa ny olona vao mahita internet
14. harenadanny ( 06/07/2016 07:07)
ka in mu lo zany no olana eh? tsy aleo ve mba misy malagasy mba malaza eh?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2859