bjr,daholo za reto Bandy vao2 a, mamana olana aram...
1. sam16
(
25/03/2016 21:02)
bjr,daholo za reto Bandy vao2 a, mamana olana aram-pitiavana,nisy olona izay, vao nifanao fotoan izahay d raikitra,nefa 4andro taty aorina ref mba miteny taminy za oe ndao iona milaza ny ts afaka fona izy,nosokiriko t@sms ny Antony TS ionany amiko mihits ay iz efa manana olotina,notsofiko rano izy.nefa za tena mbola tia azy.
mety possible iany v oe mbola iaraka izahay? d inona no tokony ataoko?
mety possible iany v oe mbola iaraka izahay? d inona no tokony ataoko?
répondu par fredkwel le 02/06/2016 09:10
2. rhaj0
(
29/03/2016 13:36)
Tena mety samy nandalo teo daholo ihany ny rehetra ry Sam16 aaa...
Ka samy manana ny fandehany io.. isan-karazany..
- "izay maharitra vadin'andriana" (manantena fa hiova hevitra Ikalasoa)
- "ny bozaky etsy am-pita toa maintso kokoa" (ny ao an-tanananao mety efa tsara, fanefa ny etsy ampita foana no tadiavinao)
- ...
Fa manja fa tonga dia mazavabe ny komionikasio-nareo... samy nitsotra.
Hotry ny manaraka ny tantaran'ny radio fahiny t@ 1 sy fahefany aho io, ka dia. raha izaho manokana dia maniry fa hiova hevitra Ikalasoa ee .. :-)
Satria toa mahafinaritra ianareo roaroa mifankatia izany.. :-)

3. hery
(
28/04/2016 02:25)
Mba taitaitra fotsiny izy fa avy eo tsaroany fa misy tiany kokoa e. :-) Mba fitiavana nandalo fotsiny ny anao izany.
Aleo adaboka fa mora ambolena any an-toeran-kafa ny fitiavana.
Aleo adaboka fa mora ambolena any an-toeran-kafa ny fitiavana.
4. theomanja
(
26/05/2016 09:08)
@ko aloa fa hoe fa samy nilaza ny marina sady samy namoaka ny tao am-pony...dia samy vita zany... fa raha misy ny fitohizany tantara dia aza manantena azy loatra sao dia diso fanantenana...
6. theomanja
(
02/06/2016 08:58)
tsy mandiso azy aho fa tena mety eee... izay lay hoe DECISION PRISE fa ahoana toa mihemotra indray ianao...fa ny @ko dia aza mitady2 azy intsony... fa raha ianao no mbola mitady azy (nefa ianao fa ny tsotra ) dia mitsangana ny rambony hamely...