Super Ministre incompétent et nul : premier victime du fitsaram-bahoaka

1. rabaradaka ( 24/03/2016 07:33)
Dia gaga ny rehetra mahita ny fihetsiketsehana ataon'ingahy Rivo RAKOTOVAO izay mametraka ny tenany ho Praiministra mihitsy na ao anaty fivoriana aza.
Ny Ministera tantanany anefa no tena tsy mahavoa sy tsy misy vokatra indrindra noho ny habadoan'ny ekipany. Variana manenjika mpiasa sy mampihorohoro mpiasa fotsiny ny ekipany.
Rahe hendry i PRM dia io Rivo Rakotovao io no esoriny voalohany.
Io Rivo Rakotovao io no ho may trano voalohany sy ho sahirana raha raikitra ny sakoroka, ary ho raikitra io
répondu par rabaradaka le 02/05/2016 09:14
2. endriny ( 28/03/2016 04:20)
Mahay ireo ka... hihiihihihi
3. rabaradaka ( 02/05/2016 09:14)
Natahotra angamba dia nahemotra ny laharana misy an'i Rivo ! hihihihihihahahaha
Tehanao aminy eo ! Mbola ho aiza ny hanjo an-tena hoy ilay mpamosavy tratra antoandro izay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2667