Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
E-REFERENDUM : tranonkala vaovao
1. RUZ9
( 07/01/2016 08:42)
Efa nosaininao ve ny hoe ianao mihitsy no hanitsy na hanova ny article tsirairay ao amin'ny lalampanorenana ? Andramo eto,
tsindrio ity rohy ity
Tsy mbola vita tanteraka ity tranonkala ity saingy efa azo ampiasaina, araraoty.
Répondre
répondu par
5laody
le
09/01/2016 20:15
2. 5laody
( 09/01/2016 20:15)
Salama e,
Mety fa mankahery e, ary manja koa raha misy fametrahana hetahetam-bahoaka. ho tonga any amin'ny mpanao politika na ny te handray handraikitra angamba ny hafatra.
Répondre
1
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1005