NY HEVITRAO
1. SP-TCA_3
(
20/11/2015 14:16)
"Fa tsy ny tsara izay sitrako no ataoko fa ny ratsy izay tsy sitrako no ataoko" Rom 7:19
Ny hevitrao @zany??
Ny hevitrao @zany??
répondu par SP-TCA_3 le 16/12/2015 14:57
2. bor2lais
(
20/11/2015 15:36)
Misaotra anao manokatra ity lohateny ity !
Ilay andininy noraisinao dia ahitana fifandroritana anaty ateraky ny fifanoheran'ny tsara sy ny ratsy.
Raha ny hevitro (izay ilay fanontaniana a :-)) dia mampiseho ny fifanoheran'ny mandeha araka ny Fanahy (tsara) sy mandeha araka ny nofo (ratsy) izy io ! :-)

3. SP-TCA_3
(
20/11/2015 15:46)
Faly miarahaba anao. Azo ekena le hevitrao rhy. sa mu...? aolan'ny ol sasan mants le izy nohon'ny tsy fahalalany.
4. SP-TCA_3
(
20/11/2015 15:55)
Tandrem fa ts mdika veli2 akor io ten io hoe afk hanao rats, arak lay teny we "Je connais le bien mais je fais le mal"
5. bor2lais
(
20/11/2015 16:10)
SP-TCA_3:
"Je connais le bien mais je fais le mal"
Tsy efa safidy indray ve raha izao, sa ahoana ? :-)
6. SP-TCA_3
(
21/11/2015 06:39)
Hoatsika rehetr:
Rhf mahatsap ny fahasoavan' Atra dia tsy tokony hisafidy ny ratsy indray
Adalan ny anzay philosophe namoaka io citation nolazaiko etsy ambony io
Hatr@ nahitako an'i Jesosy izay dia nisafidy ny tsara hatrany aho
Araho nge ny tantarako e:
....classe de 1er C t@ zay fotoana zay, nandalina tokoa ary nopetahana'ny ankizy anarana hoe professeur, teo ah no nanomboka niaina tao anatin'ny fandalinana ny science rht, nahazo Bacc C ah taorian'io ka nitohy hatrany izany....izany. Indray andro anefa raha nandeh nitsangatsangana zay sy ny zandriko, nandeha biskileta, tapaka le frein....za nefa en pleine vitesse midina @tendrombohitra, latsaka tany anaty hantsana (30 mètre a.p.p), dia eritrereto tsara fa manampy ny mouvement ny force de pesanteur (poids) satria midina.
Torana ah t@ io fotoana io ...nony taitra aveo ah dia naheno ny FEON'I JESOSY TOMPO niansto ahy fa tokony hanaradia Azy aho.
Tena marina zany fa ts atsang ts aman'orana akory.....
Nihezaka niala tao ah fa ts afk mits sad impossible b koa satria tapaka ny tanako 2, tena naratra e!
Tsapako nefa fa nisy HERY TSY HAIKO FIHAVIANA nampakatra ahy tao ary mbol ts adinoko hatramin'izao.
Logiquement fa lasa Kristiana nafan fo b n tenako nanomok teo nefa tsy hoe akory nariana ny science fa miaramiasa ihany ahasoa.

7. rhaj0
(
22/11/2015 13:01)
Esy aho e ry SP-TCA_3... dia hono ho'a.. ilay Jesosy hitanao ve "tsara tarehy sady tsara endrika be, mamirapiratra be, sady tovolahy be, bOgOsy be" ???...
Raha izay dia tena sahala @ hitan'ny profeta Tsaratsara ny hitanao...
Jereo anie atsy @ 9:30 @ ity youtube ity eee....

8. SP-TCA_3
(
22/11/2015 17:25)
ts aiko zan profetanao zan...zao fotsn ry namana atheiste a, omano tsara n fihaonanao @Atra rahatrizay.
9. rhaj0
(
23/11/2015 02:18)
hi hi hi ... rahefa ny profeta Tsaratsara no miteny fa nahita Jesosy, dia .. hum hum... Fa rahefa i SP-TCA_3 no nahare Jesosy dia ... "tena izy"... ndao azany kouh...
Fa dia eny azany fa dia hi-imaginer ny imagination-n'i SP-TCA_3 mi-imaginer ahy (sy ny Atheista hafa toa an-dry Mandela na Einstein) mihaona @ Atra (imaginaire) rahatrizay aho izao io... F'aza mba masiatsiaka @ n'a pas ao k'lou ianao SP-TCA_3 ao @ imagination-nao ao, fa ataovy ilay Atra tsara fanahy no mihaona anay ireo eee... :-)

10. RBNIR
(
23/11/2015 06:26)
SP-TCA_3:
"Fa tsy ny tsara izay sitrako no ataoko fa ny ratsy izay tsy sitrako no ataoko" Rom 7:19
Ny hevitrao @zany??
Faly misera namana,
Secret io, misy ota ao anatin'ny olona ary na dia manana fikasana tsara aza izy dia tsy afaka satria andevozin'ilay ota Vakio ato manomboka amin'ny andininy faha 14 dia ho azonao tsara....(Rom.7:14-23)
Io ota io no manandevo ny olona, ny atao hoe andevo dia tsy manana safidy fa izay tian'ny tompony ihany no ataony, izay no antony tsy hahafahan'ilay olona manao ny tsara mihitsy satria na dia manana fikasana tsara aza izy dia ny sitrapon'ilay ota ihany no tsy maintsy tanterahany....
Olana : raha mbola ao anatin'ny olona io "ota" io dia tsy ho afaka ny hanao ny sitrapon'Andriamanitra mihitsy ilay olona ....
Vahaolana: Jesosy...« Ary fantatrareo fa Izy no naseho hanaisotra* ny ota; ary tsy mba misy ota ao aminy. » (1 Jao.3:5)
P.S : ho an'ireo olona mifikitra amin'ny fanekena taloha dia fantaro fa « Fa tsy mahaisotra ny ota ny ran'ombilahy sy ny ran'osilahy. » (Heb.10:4)
Izay rehetra mangetaheta ny hanao ny sitrapon'Andriamanitra noho ity teny ity : « Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (Mat.7:21)...Dia asaina am-pitiavana hanaraka ity fandaharana ity fa ho hitanao ao ny fomba hanesorana an'io ota io ka ho afaka tsy ho andevo intsony ianao ary hanana fanantenana marina tokoa fa handova ilay fiainana mandrak'izay....
Samia ho tahin'Andriamanitra ry namana...
11. RBNIR
(
23/11/2015 06:28)
Vakio ato ilay Rom.7:14-23
Romana 7
14 Fa fantatsika fa araka ny fanahy ny lalàna; fa izaho kosa nofo, namidy ho andevon’ ny ota.
15 Fa izay ataoko dia tsy fantatro; fa tsy izay sitrako no ataoko; fa izay halako no ataoko.
16 Fa raha manao ny tsy sitrako aho, dia manaiky fa tsara ny lalàna.
17 Ary amin’ izany tsy izaho intsony no manao izany, fa ny ota izay mitoetra ato anatiko.
18 Fa fantatro fa tsy misy zavatra tsara mitoetra ato amiko, dia ato amin’ ny nofoko; fa ato anatiko ihany ny fikasana, saingy ny hahatanteraka ny tsara no tsy ato.
19 Fa tsy ny tsara izay sitrako no ataoko; fa ny ratsy izay tsy sitrako no ataoko.
20 Fa raha ny tsy sitrako no ataoko, dia tsy izaho intsony no manao izany, fa ny ota izay mitoetra ato amiko.
21 Koa hitako izao lalàna izao: raha ta-hanao ny marina aho [Na: koa hitako fa raha ta-hanaraka ny lalàna aho hanaovako ny marina] , dia ato amiko ihany ny ratsy.
22 Fa mankasitraka ny lalàn’ Andriamanitra aho araka ny toetra anaty;
23 nefa mahita lalàna hafa amin’ ny momba ny tenako aho, miady amin’ ny lalàn’ ny saiko ka mamabo ahy ho an’ ny lalàn’ ny ota izay ao amin’ ny momba ny tenako.

12. Strong3
(
23/11/2015 12:29)
SP-TCA_3:
"Fa tsy ny tsara izay sitrako no ataoko fa ny ratsy izay tsy sitrako no ataoko" Rom 7:19
Ny hevitrao @zany??
hafahafa kely ilay fanazavana nentinao , fa tsy dia maniny fa mety izay no fahitanao azy...
fony ny panoratra mbola tsy nandray an'Ilay mpanova ny natiora hoe PAHAY MANAO NY TSARA izy teto
« Fa izay tsy hain'ny lalàna, satria ny nofo no nahalemy azy, dia vitan'Andriamanitra tamin'izy naniraka ny Zanany, naka ny endriky ny nofo ota sy ny amin'ny ota, ka nanameloka ny ota tao amin'ny nofo, » (Romana 8:3)
tsotra kely io rehefa nandalovana ...
13. SP-TCA_3
(
23/11/2015 13:53)
>Strong3
Za v zan tenenao zan? za ar mbol ts nitondr fanazavan @io teny Rom7:19 io mits.

14. rhaj0
(
24/11/2015 13:41)
SP-TCA_3:
"Fa tsy ny tsara izay sitrako no ataoko fa ny ratsy izay tsy sitrako no ataoko" Rom 7:19
Io izany ilay mpitari-bato vilam-bava, ka "tsy ny tsara izay sitrako" ka tondroin'ny molotro no jerena fa "ny ratsy izay tsy sitrako" ataon'ny tanako
hotr'i Profeta Tsaratsara koa izany ee... ny redirediny sa revireviny hoe nahita an'i Jesosy "tsara tarehy sady tsara endrika be, mamirapiratra be, sady tovolahy be, bOgOsy be" dia ivanitiho, fa eto indray, ny ataony koa dia ivanitiho fotsiny eee....
... na koa i SP-TCA_3 mampiesona @ hoe "naheno ny FEON'I JESOSY TOMPO", izay ataony ao izany no tokony jerena fa aza miesona ee....
15. bor2lais
(
26/11/2015 13:40)
SP-TCA_3:
>Strong3
Za v zan tenenao zan? za ar mbol ts nitondr fanazavan @io teny Rom7:19 io mits.
Mba ento kosa ny fanazavanao fa ianao no nanokatra ilay lohateny e !
:-)
16. rhaj0
(
01/12/2015 12:05)
hi hi hi... ka i SP-TCA_3 mpampiesona kay no niesona voalohany.. alohan'ny mba hitondrany ny fanazavany :-)
18. rhaj0
(
01/12/2015 13:30)
efa resaka efa nandeha kosany eee... :-)
rhaj0:
hotr'i Profeta Tsaratsara koa izany ee... ny redirediny sa revireviny hoe nahita an'i Jesosy "tsara tarehy sady tsara endrika be, mamirapiratra be, sady tovolahy be, bOgOsy be" dia ivanitiho, fa eto indray, ny ataony koa dia ivanitiho fotsiny eee....
... na koa i SP-TCA_3 mampiesona @ hoe "naheno ny FEON'I JESOSY TOMPO", izay ataony ao izany no tokony jerena fa aza miesona ee....
20. rhaj0
(
07/12/2015 11:23)
Ka i SP-TCA_3 anie, ny mampasiaka be azy io, dia zalou be, fa ny profeta TsaraTsara nahita Jesosy "tsara tarehy sady tsara endrika be, mamirapiratra be, sady tovolahy be, bOgOsy be".. Asa ho'a niseho tamina endrika toa inona i Jesosy, izay henon'i SP-TCA_3 tao izay, no niseho taminy ka mampa-zalou azy ao io.. :-)