Tsaratsara sy ny fampihavanam-pirenena !

1. bor2lais ( 01/09/2015 09:40)
Toa nanao fampihavanam-pirenena tao @ coliseum hono ingahy rainy io t@ sabotsy 29/08, sao misy naheno ny akony ianareo ?
Misaotra mialoha amin'ny fizarana !
répondu par mekana le 13/05/2016 15:26
2. bor2lais ( 01/09/2015 15:00)
Tsy izany mantsy fa toa lasa resaka politika tahaka ny efa nampoiziko tato ihany mantsy izy izany (sa mba mpaminany ve bor2lais ?) ! :-)
3. Strong3 ( 02/09/2015 08:13)
mba tsy tonga dia nisy nisambotra teny ary kou hihihih...

ngamba mbola tsy ampy ny profo amin'ny fanondroana molotra
4. bor2lais ( 02/09/2015 08:24)
Mety manana "eskorta" (tahaka ny mpanao politika rehetra ihany) kosa ange ! :-)
5. Strong3 ( 02/09/2015 09:14)
ra Francis nge no tena manely io amin'ny gazety sy radio mandrivotra hoe: secte extremiste
mpandoro doany
6. hery ( 02/09/2015 09:39)
Tsy dia fanatro loatra ity hoe Tsaratsara ity. Fa inona no tena ataony? Tsy mahara-baovao avy any Madagasikara ny tena e
7. bor2lais ( 02/09/2015 10:03)
Milaza tena ho dahalo niova fo i Tsaratsara ary milaza tena ihany koa fa nahazo iraka avy amin'Andriamanitra izany hoe mpaminany ! Ka isan'ny asa iraka azony hono ny hanao fampihavanam-pirenena (izay nataony, araka ny pub, tamin'ny sabotsy 29/08 teo) !
8. Strong3 ( 02/09/2015 10:56)
ka ny famantarana entina fa omban'Atra izy dia ny nadatsahana afo ny sampy hoe (hoe) hoy francis sy ny post iray teto

nefa moa efa tsy nisalasala ingahy francis nilaza izany tamin'ny haino amanjery. moa ny gazety koa namoaka , ary izy tenany hoe (hoe) niteny mivantana izany tao amin'ny tv anakiray teto tana , fa za tsy nahatratra
9. bor2lais ( 02/09/2015 13:37)

Strong3:

Toa hoe nisy rova may koa hono, misy ifandraisany amin'ilay mandatsaka afo ve ?
10. Strong3 ( 03/09/2015 08:15)
io navoakan'i rhaj0 any ambadika atsy io kou, ... tao amin'ny VIVA sa TV + izano nilaza fa hoe famanatarana ny hiakarany eto tana iny rova may kila iny.

ka asa na hanao ahoana ny famotorana aloha fa mba niteny ny PM hoe ataovy izay ahitana ny olondratsy nahavan-doza
11. bor2lais ( 03/09/2015 08:52)

Strong3:

io navoakan'i rhaj0 any ambadika atsy io kou, ... tao amin'ny VIVA sa TV + izano nilaza fa hoe famanatarana ny hiakarany eto tana iny rova may kila iny.

ka asa na hanao ahoana ny famotorana aloha fa mba niteny ny PM hoe ataovy izay ahitana ny olondratsy nahavan-doza

Misaotra fa izay vao hitako tokoa ilay izy
"Et contrairement à ce que l’on aimerait croire, les fanatiques et extrémistes religieux ne sont pas tous barbus et ne vivent pas tous dans l’État islamique." (Ndimby) ! :-)
12. Strong3 ( 03/09/2015 09:11)
Incendie du Rova d’Ambohidratrimo : la troisième hypothèse...
samedi 29 août 2015, par Ndimby A.:

Une page internet créée il y a deux ans à la gloire de celui qui se fait appeler Apostoly Tsaratsara donne cet exemple de « miracle » : « Raha ny santionan’ny asan’i Jesoa hita niaraka taminy dia : May ny doany (Andriamisara) tao Mahajanga sy tao @renirano Sambirano koa : Nisy afo avy any an-danitra tonga dia nandoro ireo toerana fanompoana » [4]. Reste à savoir si ledit Apostoly, qui organise un grand rassemblement cet après-midi à Antsonjombe, va oser se prévaloir d’un lien entre sa venue à Antananarivo et la destruction par le feu du Rova d’Ambohidratrimo, comme d’un signe divin en sa faveur.

fa ny FFKM SY NY SOJABE ARY NY AMPANJAKA AZA TEO EFA NAHITAN'NY A.N. RESAKA ka saika nandakany an'i hery rajao ka maika ity ranamana ity ve hisy hiaino?
asa na mba nisy olona marina teny ?
13. bor2lais ( 04/09/2015 09:11)

Incendie du Rova d’Ambohidratrimo : la troisième hypothèse...
samedi 29 août 2015, par Ndimby A.:

Une page internet créée il y a deux ans à la gloire de celui qui se fait appeler Apostoly Tsaratsara donne cet exemple de « miracle » : « Raha ny santionan’ny asan’i Jesoa hita niaraka taminy dia : May ny doany (Andriamisara) tao Mahajanga sy tao @renirano Sambirano koa : Nisy afo avy any an-danitra tonga dia nandoro ireo toerana fanompoana » [4]. Reste à savoir si ledit Apostoly, qui organise un grand rassemblement cet après-midi à Antsonjombe, va oser se prévaloir d’un lien entre sa venue à Antananarivo et la destruction par le feu du Rova d’Ambohidratrimo, comme d’un signe divin en sa faveur.

Ary mitovitovy @ ny ataon'ny "boko haram" ange izy izany e !
Asa raha misy ifandraisan'ny resak'i Tsaratsara ao @ video youtube hoe tsy maintsy mandeha any @ "boko haram" izy !
14. Strong3 ( 04/09/2015 11:05)
horaharaha raha izay nomitranga kou
15. mekana ( 13/05/2016 15:19)
Salama e,
Ohatra ny diso intepretation daholo ianareo izany a. Ny valala koa moa misy ary ny mpilaza mahay rahateo.
Le izy koa toa tsy misy sahy manontany azy le olona fa resadresaka mihodikondina no betsaka.
Novitany aloha izay nampanaovin'Andriamanitra azy e. Vitany ny adidiny.
16. mekana ( 13/05/2016 15:26)

bor2lais:

Milaza tena ho dahalo niova fo i Tsaratsara ary milaza tena ihany koa fa nahazo iraka avy amin'Andriamanitra izany hoe mpaminany ! Ka isan'ny asa iraka azony hono ny hanao fampihavanam-pirenena (izay nataony, araka ny pub, tamin'ny sabotsy 29/08 teo) !

Tena dahalo izy r'ise taloha. fa tsy milaza tena(pretendre) ho dahalo?
Misy confirmation marobe avy @ireo gendarme ireo hita aty Mada aty.
De hanontany ianareo hoe: maninona ary izy no tsy samborina. Bonne question. Manana ny tsiambaratelony ny gendarme :-)

mazotoa nareo, @youtube ao betsaka video, de ary @ FB misy ihany koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1167