22 aogositra 1895

1. bazylou ( 22/08/2015 17:09)
saina kely sy fahatsiarovana ireo malagasy rehetra niady tao andriba mba tsy hozanahan'ny frantsay i madagasikara.
Na dia tsy nampian'ny anglisy intsony ary na dia efa azon'ny vazaha aza ny tanana maro rehetra talohan'ny andriba toa an'i mahajanga, marovoay sns dia tao andriba no tena niady mafy ny malagasy izay notarihan'i RAININJOANY .

Masina ny tanindrazana ary hoela velona anie i MAdagasikara

répondu par bazylou le 17/10/2015 22:30
2. 5laody ( 24/08/2015 15:48)

Mbola tsara daholo,

Liana mba te hahafantatra izany tantara sy ny olona niady tamin'izany ny tena fa mba lazalazao eto hoe ry Bazylou? Dia ahoana ny adin'ny angilisy sy ny frantsay izany , io ny an'ialahy isany fa izahay rô tsa mahavita koa sa akory sy akory?

tsy hitako amin'ny aterineto ilay anarana io fa dia miankina aminao hahfantarana ny zava-nisy e.

Misaotra mialoha
3. sitlo ( 27/08/2015 18:56)
Tena efa Frantsay indray izao ny 80% plage tsara eto Madagasikara koa.
4. bazylou ( 17/10/2015 22:30)
O ry laody à.
Mamaky boky, dia'alalino'kely fa ao daholo izany. Ny nitantara anie'ka soratan'ny mpandresy fa tsy ny resy e. N'a dia izany aza dia misy tahiry foana eny rehetra eny!s'y any amin'ny mpandresy.

5. bazylou ( 17/10/2015 22:30)
O ry laody à.
Mamaky boky, dia'alalino'kely fa ao daholo izany. Ny nitantara anie'ka soratan'ny mpandresy fa tsy ny resy e. N'a dia izany aza dia misy tahiry foana eny rehetra eny!s'y any amin'ny mpandresy.

6. bazylou ( 17/10/2015 22:30)
O ry laody à.
Mamaky boky, dia'alalino'kely fa ao daholo izany. Ny nitantara anie'ka soratan'ny mpandresy fa tsy ny resy e. N'a dia izany aza dia misy tahiry foana eny rehetra eny!s'y any amin'ny mpandresy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1779