Le Chef de Région du Vakinankaratra, détesté par tout le monde
1. rabaradaka
(
23/07/2015 06:32)
D’un visage flegmatique et d’un caractère âpre, le nouveau Chef de Région de Vakinankaratra Monsieur Mandrindra Andrianjanaka est le type de gens le plus détesté par toutes les classes et couches sociales.
Un soit disant opérateur économique et auxiliaire des karana du Vakinankaratra, le Chef de Région n’est pas connu dans tous les sphères que ce soit économique ou politique et surtout social. C’est un gars isolé et opportuniste depuis 2002, il est récemment nommé le patron de Vakinankaratra parce qu’il est le cousin du Président de la République, hélas, il est mal placé !
Sa nomination nuira indéniablement la HVM actuellement en quête des mairies du Vakinankaratra face à un TIM très jappé et croit encore qu’il est en tête de popularité. Le paléoravalomanana comme Olga Ramalason (ancienne ministre de commerce) et son époux (Lanto Randrianatoandro, ancien chef de Région), deux voraces et trafiquants dans toutes les filières, ne seront plus les bienvenus à Antsirabe. Ils violentent trop moralement et psychologiquement la population du Vakinankaratra ! Oust !
Un jaseur maléfique et un « je m’en foutiste » incontrôlé, le Chef de Région visiblement soif du pouvoir ne maitrisera jamais sa circonscription et si ses staffs seront composés des « nazes » et des débiles que ce soit administrateur civil ou un soit disant technicien, il ne restera pas longtemps à Antsirabe, surtout avec la pression d’une population hâte de voir sa Région développée.
Débine et flemme de nature, Monsieur Mandrindra Andrianjanaka n’est pas l’homme qu’il faut à la place qu’il faut !
Vakinankaratra est la Région la plus dynamique de Madagascar et même en Afrique subsaharienne, le Chef d’Etat Hery Rajaonarimampianina connait pertinemment ce rang économique et social du Vakinankaratra mais il fait exprès de nommer son cousin pour voir des déboires économiques de la Région.
A qui est la faute si Vakinankaratra régresse et flanche ?
« tsary mety raha vonoina ny vahoaka, mijoroa ! »
Un ami du Vakinankaratra

répondu par calin.brandon le 06/01/2016 12:39
2. do68
(
24/07/2015 06:28)
Misy rahalahin'izy io koa mitovy toetra aminy "manjaitra atody" - "Izaho aloha vao ny hafa"
3. rabaradaka
(
07/08/2015 11:50)
Tsy an'i Aina rahalahin'ny Hery Rajaonarimampianina sy ny forongony i Vakinankaratra ka olona toa ireny no apetraka hitondra ny Faritra izay sady manana n mahaizy azy no tena fototry ny toekarena malagasy.
Ny vokatra azo tamin'ny fifidianana ho Ben'ny Tanàna farany teo dia nahatsapana fa tsy nahomby mihitsy ingahy Mandrindra sy ny ekipan. Erreur de casting ireny ry Hery a !
Aza somparana i Vakinankaratra fa omeo toerana haa izy satria cousin anao ! Aza atao Chef de Région ao Vakinankaratra fa alefaso any Betsiboka na Androy raha izay !
Esory malaky dieny mbola tsy hitroatra ny vahoaka

4. rabaradaka
(
28/08/2015 08:39)
Hery RAJAONARIMAMPIANINA mihitsy tompoko no manimna an'ity firenena ity. Mila mitandrina ny vahoaka mba tsy hanaikinaiky foana izay ataony
5. calin.brandon
(
06/01/2016 12:39)
Na aiza na aiza forum mba jerenao, dia mahagaga ny mahita ny fanehoan-kevitry ny malagasy. Tsy fantatro aloha io Chef de Région io, na avy aiza izy na inona no nataony teo aloha. Tsy izay no zava-dehibe, fa gaga aho mahita ny tenin-dry Rabaradaka sy ilay anankiray : " le CR détesté par tout le monde ".
Izany hoe nanao sondage d'opinion manara-penitra izany ianareo ? Oviana no natao io ary aiza no ahitana ny valiny ofisialy ? Raha nahita an'ity post ity aho manko, dia nanontany olona ao Antsirabe. Fa hafa ny valiny azo.
Toy izany koa ny momba ny CR Analanjirofo. Hafa ny hevitry ny olona. Tsy fantatro aza na lany Senatera ihany io CR io.
Ny tiana ho lazaina dia mety ho mpanao politika tsy nahazo seza ry Rabaradaka, na olona tsy nifankahazo am-po tamin'io CR io, na nila ranon-dranony fa tsy nahazo, na olona matahotra amin'ny zavatra ataony satria sao sarona eo, na olona mba te-hiteniteny fotsiny fa tsy mahay fitantanana ny raharaham-panjakana ...sns...
Fa dia tsapa amin'itony forum itony fa ny gasy dia tia tena, tia kely, be fialonana, ory hava-manana ary matin-kena-maso.
Nisy Chefs de Région anie limogés e ! Fantatrareo ny antony ? Satria nanaraka ny hevitry ny olona tahaka an-dry Rabaradaka : izany hoe nitsofoka tamin'ny zavatra tsy tokony hidirany na ataony (fifidianana Maire, ...sns...).
Ka ilay rahalahiny anie ( na cousin-ny ) no Filohan'ny Repoblika e. Mety tsy hahagaga koa raha napetrany teo izy fa tsy tany Androy an ! Mba hanadio ny tanàna amin'ny karazana-rabaradaka angamba.
Ny fanehoan-kevitra ety dia toy any an-dry Rabaradaka foana ! Dia gaga ialahy, hoy ny fiteny.
Asa aloha !