Fanontaniana tokana ho an'i Hery Rajaonarimampianina

1. rabaradaka ( 27/05/2015 08:38)
Ity tompoko ilay fanontaniana : iza no tianao, ny vahoaka malagasy 22 tapitrisa sa i Henri RabaryèNjaka sy Rivo Rakotovao ?
Misy antony lehibe io fanontaniana io ka ho anareo olona akaiky azy na mahafantatra azy dia asaivo valiany amin'ny fo tony sy saina milamina io.
Misaotra tompoko
répondu par rabaradaka le 29/05/2015 12:35
2. rabaradaka ( 29/05/2015 12:35)
Ilazao ho anareo izay mahalala an'i Hry Rajaonarimampianina hamaly an'io fanontanioana io haingana alohan'ny alahady 31 may hoe iza no tiany Rivo Rakotovao sy Rabary-Njaka Henri sa ny vahoaka malagasy 22 tapitrisa ? Tena mila valiny maika io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2546