tena izy ve?

1. shala ( 25/03/2015 12:29)
Tena mba gaga aho ry namana isany,mba efa elaela iany aho no mpikambana tato nefa dia Tena gaga aho anjoany fa naita anaran' olona mitovy le olo-tiako(prénom-any anakiroa mitsy fa ts mb hoe ray iany)ohatra anarana foroniko ty a!R.....Katty Olga d le pseudo itako hoe:kattyolga

Tsy te anontany anazy aho sad mino aho fa efa mpikambana efa ela ko izy.de tena izy ve sa anarana mba mitovy?.miezaka mijer ny mombamomba azy aho fa ts itako mitsy.tsy ho lazaiko aloha le pseudo e!!!
2. 5laody ( 26/03/2015 11:25)
hihihi, eto koa tsy mba misy mamaly hoe izaho ihany ity ry malala a!
3. mpisotrtoaka ( 22/06/2015 15:59)
Tsy izaho izany ry malala a !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0914