Manala voloam-pilahiana
1. mpilaza444
(
17/02/2015 08:41)
Mba maro ve ny vahivavy malagasy manala ny volo-dataky ny vadiny?
répondu par ibey le 04/10/2021 17:55
2. josiah
(
17/02/2015 22:17)
Rehefa tsy hanala ny azy izy dia aleo ho lava be io , endraso eo Paoly
3. iriantso15
(
19/02/2015 08:54)
josiah:aza mapme ky JOS a! hi3
Rehefa tsy hanala ny azy izy dia aleo ho lava be io , endraso eo Paoly
4. iriantso15
(
19/02/2015 08:57)
josiah:zay anie le maavo anareo vaiavy e?
Rehefa tsy hanala ny azy izy dia aleo ho lava be io , endraso eo Paoly
nefa nareo milaza fa ti tena n leila
5. iriantso15
(
19/02/2015 09:20)
iriantso15:nareo mou ts tia tena kou!
josiah:zay anie le maavo anareo vaiavy e?
Rehefa tsy hanala ny azy izy dia aleo ho lava be io , endraso eo Paoly
nefa nareo milaza fa ti tena n leila
6. lisy_01
(
19/02/2015 20:10)
Andray kosa, raha olona efa mpivady kosa moa inona no sakana tsy ikarakarana ny vady? Anisany ny fakana ny volon'ilay fika be. Hihihihi
7. vounji
(
20/02/2015 08:01)
rehefa mpivady de tsy hitako zay olana, eny fa na mpifankatia maniry hivady dia vao mainka tsara ane zany e. amzay koa mba tsy miafina ny zavatra ampiasaina fa voarefy hatramin halavany sy habeny ary ny sakany sy ny halaliny.