Mba mahamenatra zareo ilay tranokalan'ny TIM a, na ny FB an'ireo mpitari-tolona ao aminy..

1. endriny ( 02/02/2015 14:39)
Mba nijery aho, fa dia tena mahamenatra raha ireny no atao hoe adihevitra politika...
Ilay FB an'ny mpitaritolona ao aminy indray moa dia aoka fotsiny. Toa mampatsiahy ahy ny Revolisiona Sosialista izany...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0988