Hiran'i Ramboatiana Etienne (Bouboul)amin'ny gitara
1. mahefaRR
(
09/12/2014 23:24)
Miarahaba,
mba mizara ny hiran' i Bouboul nosoratany tamin'ny gitara klasika, ho an'ireo izay mankafy sy ho an'ireo izay mbola tsy mahafantatra :
https://www.youtube.com/playlist?list=PLRyukpcWXFpl0gYnB7HCNlKOMr_6ApKV3
Mazotoa e.

répondu par mahefaRR le 11/12/2014 17:39
5. mahefaRR
(
11/12/2014 17:39)
hery:
Efa voavaly ao amin'ny video ny fanontaniako fa misaotra :-)
Tiako daholo kosa
Manao ahoana. Tena nanana mpamoron-kira mahay mihintsy isika malagasy amin'ny Gitara klasika. Ny faniriako, sy ny mba asa kely ataoko ho fahatsiarovana azy, dia ny mba ahafantaran'ny maro an'izany olo-manan-talenta izany.
Aza misalasala ny manaparitaka azy. Misaotra ô.