Ho henjana ny tsikerako manomboka eto fa tena tsy mamely ity fitondrana ity
1. rabaradaka
(
14/11/2014 04:41)
Vita hetrao ny fahanginana fa hiteny ary hiteny mafy amin'izay i rabaradaka tompokolahy sy tompokovavy.
1- Esory i Rivo Rakotovao fa tena mpanimba firenena sady tsy mahatanty demokrasia. Aiza ve ka Ministera goavana be io no iandreketany nefa dia akama tsy mahay izay ambonin'ny tany no mameno ao, misy aza ramatoa izay tena super ministre mihitsy satria na ny anaran'ny direction entiny aza dia hoe direction de la programmation, de l'administration et des finances, izany anefa ramatoa sady donto no tsy mahay raha, vody no hainy e !
2- Henry Rabary_Njaka raha avelan'i Hery Rajaonarimampianina eo dia miara-miongana izy roa lahy alohan'ny 15 janoary satria efa hita fa tena tsy mahay sady bontolo be fotsiny.
3- Kolo Roger, saika tsy holazaiko ihany saingy, hatramin'izao ve dia mbola "point mort" foana ny fandehanan'ny raharaha ?
4- Iza ilay ministre vehivavy toa "barbie" iny, ataon'ny bandy toy ny bisikiletan'ny commune fotsiny. Ministera kely io ve dia 3 be izao ny directions générales !! Mba tsy mahay raha kosa e !
5- Ilay Eleonore Johasy dia ny anaran-dray no entina ary dia gaga aho fa angaha tsy misy olona ankoatra an'ireny e ! Mitaraina ny bailleurs de fonds (UNICEF, PNUD, sy ny sisa) fa tsy mandeha amin'ny laoninny mihitsy ny ministeran'ny Mponina izay tantaniny.
Izay aloha ny androany.
Farany, na ny SADEC aza manahy fa mety hitroatra ny vahoaka fa izahay mpandinika politika kosa mahita fa tsy hitrotra ny vahoana raha tsy hoe efa andohalika ny ranom-bary, amin'izao kely sisa anefa izany.

répondu par rabaradaka le 25/11/2014 05:12
2. rhaj0
(
14/11/2014 16:05)
Izay ho'a ny reko. Hoe ilay classe dirigeante (ny sasany na ny ankamaroany) dia napetraka teo satria zanaky ny taloha fotsiny. Nefa ireo ilay zanany ireo dia
- sady zanaky rampanana fotsiny.. mirevy ambony latabatra ao
- tsisy kalitao (na fahaizana na fihevitra, na hevitra koa...)
- tsisy patriotisma akoriny

3. ombelline
(
21/11/2014 15:45)
Tsy haiko aloha fa ohatry ny tsy endriky ny hitroatra intsony ny vahoaka an, hatreto tsa misy n'inona n'inona, efa ela anie izay nahitàna fa tsa misy raha manjary eto fa toa tsa misy mihetsika
Efa tsy halohalika intsony ny ranom-bary izao fa efa hatrany am-panambadiana na hatrany am-balahana ka rahoviana ihany
... donky mbola hanohy ny ataony eo ihany ireo

4. rabaradaka
(
25/11/2014 05:12)
Io delestage sy io politikam-pivarotana tanindrazana io no hampitroatra ny vahoaka ary tsy ho ela