SATRO-BONINAHITRA MARO SY FIFALIANA OMENA NY VAHOAKAN’I RAY TSITOHA

1. Maranatha ( 11/11/2014 07:15)
Ho avy faingana Aho ; tano mafy izay anananao , mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao . Izay maharesy no atao andry eo amin’ny tempolin’Andriamanitro , ary tsy hiala eo intsony izy , ary hosoratako eo aminy ny anaran’Andriamanitro sy ny anaran’ny tanànan’Andriamaintro , dia Jerosalema vaovao , izay midina avy any an-danitra , avy amin’Andriamanitro , ary ilay anarako vaovao Apokalypsy 3 : 11-12 ANDAO ARAHINA ANIE NY TOHINY E!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.206