Nahoana no tsy hadihadiana ny tompon'ilay fiara nitondra an-dRavalomanana niakatra an'Antananarivo ?

1. rabaradaka ( 10/11/2014 14:05)
Ny fiaran'ingahy Lanto Randrianantoandro senateur TIM avy ao Antsirabe sady vadin'i Olga Ramalason ministre de commerce tamin'ny andron'ny Tetezamita no nitondra an-dRavalomanana niakatra an'Antananarivo araka ny resaka mandeha. Raha marina izany maninona ireo olona ireo no tsy nanaovana fanadihadiana na dia kely akory aza ? Sa ve hoe noho izy ireo efa misolelaka amin'ny HVM dia tsy nanaovana fanadihadiana ?
Mahagaga ihany ity fitondrana ity leretsy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0834