Pasitera FPVM mangalatra sy maka ankeriny tanin'olona, tena asan-devoly mihitsy e !

1. rabaradaka ( 29/10/2014 14:45)
Misy an'izany pasitera HANITRINIAINA Anna Solange izany, pasiteran'ny FPVM izy io mangorona ny tanin'olona eny Ankadikely Ilafy sy ny manodidina. Efa ela no nanaovany an'io asa ratsiny io fa izao efa tena tsy rariny intsony. Milaza ho mahalala olona ao amin'ny Tribunal izy dia tsy matahotra na inona idona na inona itranga. Izany ve no nampanan-karena sy nahavitan'ny tranoben'ny FPVM eo antanin'anandrano Ampandrana io ? Kay tena asa ratsy tanteraka mihitsy, tsaroantsika angamba ilay famoahana devoly visa A tao ampiangonana FPVM dia izao indray ny pasitera mihitsy no mangalatra sy mivarotra tanin'olona. Tena devoly ny FPVM
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2819