Tsy mazoto ny hanaovana reconciliation ny HVM

1. rabaradaka ( 28/10/2014 12:08)
Mifanipaka tanteraka ny tenin-dry Rivo Rakotovao izayantsoina hoe Rivo Mainty sy Henri Rabary-Njaka izay antsoina hoe Gadana ary Hery Rajaonarimampianina Filoha mamim-bahoaka sy voafidim-bahoaka (na dia 15%) aza. Ry Rivo Mainty dia mitady izay fomba rehetra tsy hisian'ity Fampihavanam-pirenena ity, miteny amin'ny Télé, mivazavaza amin'ny radio sy gazety fa tsy ilaina io. I Bary-Njaka indray moa dia sahy miteny mihitsy hoe atao inona moa ny reconciliation fa efa milamina ny firenena.
Etsy an-kilany i Hery Rajaonarimampianina mikabary sy mivazavaza etsy sy eroa fa tsy maintsy hatao ny fampihavanam-pirenena. Tsapany mantsy fa raha tsy manao fampihavanam-pirenena izy dia na izy hirodana eo na tsy hisy famatsiam-bola avy any iveany dia raikitra indray ny fandrodanana ny fitondrana.
Amin'izao fotoana izao dia mangovitra ny ravi-patalohan'ny HVM satria tsy azo ihodivirana ny Fampihavanam-pirenena ary hany làlana tokana ahazoan'ny HVM mamita ny mandat 5 taona.
Boda ny lohan-dry zalahy ary ahiko hiady hifamono ry zalahy ireo
répondu par AndriambyII le 03/11/2014 13:30
2. rhaj0 ( 28/10/2014 15:27)

rabaradaka:
Tsapany mantsy fa raha tsy manao fampihavanam-pirenena izy dia na izy hirodana eo na tsy hisy famatsiam-bola avy any iveany ...

Ny fahazoako azy indray dia, rahefa tsy milamina ny tany, araka ny tatitra ataon'ny ambassa-US ao Mada ohatra, dia mitakemotra ny investisera sy izay mpamaty vola..

na hivazavaza tahak'n'inona azany ianao..

Io sahala @ t@ coup d'etat ihany e... ny jiolahim-boto mampino-tena ary mivazavaza hoe tsy coup d'etat iny. Ny olona (h@ Sarikoko efa h@ voalohany) efa niteny hoe coup d'etat iny. Ny vokany, rahefa manao coup d'etat ianao dia tapaka ny AGOA, Accord de Cotonou, ary BM/FMI, satria t@ nanao sonia an'ireo ianao dia niniana fa tsy hanao coup d'etat.

Izao ny olona miteny hoe, mbola misaritaka ao... na hivazavaza azany ianao hoe tsy misaritaka izany e... io misaritaka io koa inona foana ???

3. rabaradaka ( 31/10/2014 14:56)
fa ry Hery sy ny forongony ange tsy miraharaha na misy vola na tsisy vola omen'ny bailleurs de fonds zany e, tena izay no toe-tsaina hitako hoe hironan-dry zalahy ireo, tena tsy ivakiany loha izany reconciliation izany fa dia reveny manja eo. Ny atahorako fotsiny dia hipoka io rehefa tsy tantin'ny olona intsony
4. rhaj0 ( 31/10/2014 18:24)
t@ ireny coup d'etat ireny..

- dia hozy ny bekintana, raha tapaka AGOA dia ho very ny asa be dia be.. Dia hozy ry Marson Evarist, tsy rahirahianay fa i Ra8 dakanay foana... Dia io very 400.000 emplois directs sy indirects io hozy ny statistika

- dia avy eo dia hozy ny olona, amena sanctions nareo an... dia hozy i Camille, ataovy izay ataonareo fa zahay koa mahita izay ataonay foana... Dia inona tokoany, nalaza fa ry Frantsay dia vonona hanome vola izay mihetsika ... dia ny bois de rose moa mandeha..


Ka ahoana.. inona ny paikan'i Hery izao ? ahoana izy no mahasahy manao revy jiolahimboto koa ?


Raha izaho no anontanianao, dia hoy aho hoe, zahavo hoe iza no nanome ilay 30 millions d'euros t@ propagandy...

5. AndriambyII ( 03/11/2014 13:30)
Izao ilay tonga @ teny hoe samy manao izay fantany .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6299