Henatra tsy misy toa izao ho an'ny zanak'Imerina

1. rabaradaka ( 15/10/2014 05:20)
O leretsy a, tena henatra tsy roa aman-tany ange izao misy izao e, aiza ve ka zanak'Imerina mandroaka sy manilika zanak'Imerina ? Tena mahagaga sady mahatalanjona izao ataon'ny Filoha Hery sy Ravalomanana izao, iomehezan'ny mponina avy any an'indran-tany fotsiny ange izao e, jereo ireo fa miady ny samy ambaniandro. Sa mitombina ilay voalaza fa i Hery Rajaonarimampianina dia tsy avy ao Antsofonondry no tena fiaviany fa mpifindra monina tao ny razam-beny fa betsileo iringirina i Hery ? Mety ho marina izany aloha ! Fa na izany aza i zandry Andry Rajoelina efa nanao adalana namono ny merina toa azy , zao indray Hery nanilika sy mandroaka koa. Aoka leretsy fa loza ho an'ny zanak'Iarivo izao e
répondu par mpisotrtoaka le 16/10/2014 08:38
2. hafahafa ( 15/10/2014 05:39)

rabaradaka:

O leretsy a, tena henatra tsy roa aman-tany ange izao misy izao e, aiza ve ka zanak'Imerina mandroaka sy manilika zanak'Imerina ? Tena mahagaga sady mahatalanjona izao ataon'ny Filoha Hery sy Ravalomanana izao, iomehezan'ny mponina avy any an'indran-tany fotsiny ange izao e, jereo ireo fa miady ny samy ambaniandro. Sa mitombina ilay voalaza fa i Hery Rajaonarimampianina dia tsy avy ao Antsofonondry no tena fiaviany fa mpifindra monina tao ny razam-beny fa betsileo iringirina i Hery ? Mety ho marina izany aloha ! Fa na izany aza i zandry Andry Rajoelina efa nanao adalana namono ny merina toa azy , zao indray Hery nanilika sy mandroaka koa. Aoka leretsy fa loza ho an'ny zanak'Iarivo izao e

Tena marina tanteraka mitsy io zavatra lazainao io, tongotra vakivaky izy ty namana ka sady maharary no mahamenatra,
De gaga mitsy ny any aminy sisiny manoloana zao zava mitranga zao oe de isika samy isika iany no miady antrano.
3. rabaradaka ( 15/10/2014 06:25)
tongo-bakivaky tokoa ry namana fa ny mampalahelo dia izao, ity toe-tsaintsika merina mpihatsaravelatsihy ity no tena anton'izao, lazaina fa hoe mifankatia nefa ny kobaly an-kelika ihany, asa na tadidinareo ny nanaovan'i Andry Rajoelina an'i Ranjeva mianaka ? Adino ilay hoe Ny Arivo lahy Tsy Maty Indray Andro.
Mba tonga saina ry ambaniandro a ! Avo toerana isika fa iva fisainana sady mpiady an-tsena, mahamenatra e ! Efa nodoran'ny olona ny Rova mariky ny fiandrianam-pirenena, nangalarin'ny sasany ny rakitra sarobidin'ny mpanjakan'i Merina, notainy fady ny fasan'Andriana, inona koa, dia mbola izao mifamono izao indray ! Aoka leretsy a !
4. andrywui ( 15/10/2014 07:12)
Ka i dada kou aza efa nitifitifitra oul efa ho 40 ra n'a merina no nandrika teo Ambohitsorohitra teo reny (io no tena pire ry zoky )
Donc tsisy tson zan fa efa iray ny foko 18 ,
5. andrywui ( 15/10/2014 07:13)
...19 hatramn Mikea
6. rabaradaka ( 15/10/2014 08:29)
aoka leretsy fa iomehezana sisa izy ity, 20 mbakan'ny makoa, io foko makoa io dia avy any mozambika no niditra teto ary ao amin'ny distrikan'Ambanja mbola misy azy ireo tena mbola hoe makoa no iantsoana azy
7. hafahafa ( 15/10/2014 09:36)

[quote=rabaradaka]
aoka leretsy fa iomehezana sisa izy ity, 20 mbakan'ny makoa, io foko makoa io dia avy any mozambika no niditra teto ary ao amin'ny distrikan'Ambanja mbola misy azy ireo tena mbola hoe makoa no iantsoana azy
[/quote
Lasa simba ny lotony rivotra politika ny tanana, ary ny sainy vahoka de lasa mitebiteby aminy fikoratanana ndray sy ny andalo crise vaovao.
Raha misy ny korotana de tsy maintsy misy fiatraikany aminy fiainana andavan'andro ho any tsirairay izany ary tsy maintsy misy ny fahasimban-javatra de ho bobaka ndray ny ho very asa ARY ny tena loza de vo maika irongatra ny tsy fandriampahalemana sy ny tsy fanjana ny lalana intsony.
Izany no tokony mba Osainin'ireo mpilalao politika ireo fa tsy faly ifandritarita aminy fiadiana seza fotsiny, sanatri otrany oe andry zala irery i Madagasikara de ataony aminy ze tiny anaovana azy.
8. rhaj0 ( 15/10/2014 10:34)
Fa 'le fiainana ao ve mbola @ hoe, raha manao zavatra ianao, dia mila jerena k'lou hoe, merina sa tsy merina ?

Raha izaho manokana dia tsisy idiran'ny Merina sy tsy Merina io. Tsy hoe rehefa "Merina" dia "mierinerina" (fa rahefa tsy izy izany dia tsy izy??)


'le olona no jerena.


Ny fahitako azy, dia :

- I TGV dia ilay zanaka mpanankarena ireny fotsiny, tsisy culture/experience/intelligence/.. (sans qualite hozy ny olona), ary tsisy patriotism fa dia ... manohy ny revina zanaka mpanankarena ao.. toa izany daholo ny miaraka taminy tao.. toa an-dry Resampakely ets... Ary tsisy idiran'ny "Merina" izany

- I HeryRajao dia ... raha izy (na ny gabine-ny) no expert-comptable-n'i Total, ary izy dia nanana (na nisy nanome) 30 millions d'euros t@ propagandy, dia ataovy ny adisanina (fa tsisy idiran'ny Merina izany)
9. andrywui ( 16/10/2014 07:08)
Fa otran'ny misy zavatra kely resahako mangingina atsika mianakavy ty hoa , tamin'ny Fitondrandry zalah "côtier" toa andry Tsiranana ,Ratsiraka kou aza toa mba niadakadan-dratsy kokoa ny vahoaka noho ny Fitondrana netindry zalah "merina"(rehefa afovoantany) rehetra à ,,,,,otran'ny tena nifafa sy nivadika dahalo sy jiolahy daholo ny tanora .

Sa diso ve zany ?
10. mpisotrtoaka ( 16/10/2014 08:38)

[quote=rabaradaka]
O leretsy a, tena henatra tsy roa aman-tany ange izao misy izao e, aiza ve ka zanak'Imerina mandroaka sy manilika zanak'Imerina ? Tena mahagaga sady mahatalanjona izao ataon'ny Filoha Hery sy Ravalomanana izao, iomehezan'ny mponina avy any an'indran-tany fotsiny ange izao e, jereo ireo fa miady ny samy ambaniandro. Sa mitombina ilay voalaza fa i Hery Rajaonarimampianina dia tsy avy ao Antsofonondry no tena fiaviany fa mpifindra monina tao ny razam-beny fa betsileo iringirina i Hery ? Mety ho marina izany aloha ! Fa na izany aza i zandry Andry Rajoelina efa nanao adalana namono ny merina toa azy , zao indray Hery nanilika sy mandroaka koa. Aoka leretsy fa loza ho an'ny zanak'Iarivo izao e
[/Aza mampiady foko eo lets fa tsis idiran'zany tsony zao a ! Efa mandroso izao ka ts misy havako sy havan'i anona fa rehefa vandana dia kary]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6492