Filoha sa tsy Filoha i Hery Rajaonarimampianina ?

1. rabaradaka ( 14/10/2014 05:53)
"handray ny andraikitro amin'ny mahaFiloham-pirenena ahy aho", io no tenin'ny Filoha mamim-bahoaka sy voafidim-bahoaka (na dia 10% aza) omaly raha nanao fanambarana mikasika ny fidiran'ingahy Ravalomanana an-tsokosoko hono.
Fa inona i Rajaonarimampianina Hery amin'ireny fivoahan'ny andramena (bois de rose), volamena, nickel, taolam-paty sy ny sisa, maninona no tsy sahy miteny izy hoe handray ny andraikitro amin'ny mahafiloham-pirenena, sa ve bizna ireny dia tsy sahy izy sa koa hoe mpanao bizna an'ireny ny iray tampo aminy sy ny havany dia tsy sahy izy.
Tsy tena Filoham-pirenena ity Hery Rajaonarimampianina ity raha izany fa dia "en mode président" fotsiny angamba.
répondu par rabaradaka le 16/10/2014 16:12
2. rhaj0 ( 14/10/2014 18:35)
Sao dia @ ilay zenerasio hoe "Appelez-moi prezida" fotsiny koa io, fa ny mamoy ny baolina dia ... ilay nanome ny 30 millions d'euros t@ propagandy ??
3. rabaradaka ( 16/10/2014 16:12)
zay tokoa angamba, tena praiministra an'ny vazaha sy karana ary président an'ireo mpanam-bola ny mpitondra eto. Tsy hateza io raha izany, tsy manozona aho fa tsy ho lava velona io fitondrana io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1486