Asa fanaovan-gazety malagasy tsy alehany

1. rabaradaka ( 11/09/2014 06:06)
Mba ahoana ihany ireto mpanao gazety malagasy omena 5000 ariary dia sahy mamoaka lahatsoratra manindrahindra olona nefa tsy alehany akory. Tsy alehany nama ny journaliste malagasy a ! sady tia vola nefa tsy mamely
répondu par mpisotrtoaka le 14/01/2015 05:28
2. hery ( 11/09/2014 07:02)
Velabelaro.
Raha ilay manome vola dia manindrahindra aloha dia mitovy amin'ny publireportage. Tsy ny gasy ihany no manao an'izany.
Fa misy koa aza ny sasany tsy omena vola dia manindrahindra. Manana ny opinions-ny izy.
3. mpisotrtoaka ( 23/09/2014 10:58)

rabaradaka:

Mba ahoana ihany ireto mpanao gazety malagasy omena 5000 ariary dia sahy mamoaka lahatsoratra manindrahindra olona nefa tsy alehany akory. Tsy alehany nama ny journaliste malagasy a ! sady tia vola nefa tsy mamely

Tsy alehany tokoa ve !? ohatrinona moa ny karama omena azy ireo raha manana maitrise en lettre na nandalina SamisEsic 6 ans izy !? 1 millions 5 ! In zany no tokony ataony !? Anjaranao no mibaradaka !
4. mpisotrtoaka ( 14/01/2015 05:28)
Ilay publi-réportage tsy tokony hametavetana izany vaovao izany ! Ny vaovao d zava-marina sy voaporofo ary misy tokoa sy mitombina ! Manana ny mahaizy azy tanteraka ary vao miditra ao ny habobo sns noho ny volabe azo d efa tsy izy izy izay ! Amen
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3273