Bois de rose, manomboka mivoaka ny anarana

1. rabaradaka ( 05/09/2014 04:21)
Resaka bois de rose : Camille VITAL sy Mamy Ravatomanga no mpitondra tena nanao be ndrindra. Ohatra iray, tratra tany Comores sambo nitondra bois de rose deux conteneurs, nankaiza ireo ? An'i Camille Vital anefa ireo. Tany Chine ny anaran'i Mamy Ravatomanga no tena référence na aiza na aiza naleha.
répondu par rabaradaka le 16/09/2014 10:41
2. rabaradaka ( 08/09/2014 04:25)
Député Jaovato sy Monja Roiondefo ary Hajo Andrianainarivelo koa. Mbola hitohy ny fanomezana anarana. Misy porofo daholo ireo ary efa vonona ny dossiers rehetra, saingy hatao inona moa izany e, herim-po very maina satria ny Filoha hajaina mamim-bahoaka sady vofidim-bahoaka no tia tanindrazana Hery Rajaonarimampianina ange ka nilona tanteraka tao anatin'io aferana bois de rose io e !
3. andrywui ( 09/09/2014 06:24)
Marina mintsy zany , mifampisasaka daholo no fiady ao ,efa misy équipe (reseaux) malagasy sy vazah efa matanjaka be ,
Ka mbô Ovaovay iany rabaradaka ny PC apiasaina amzao androna cybercriminalité zao sao voatory otran'ny JLRahaga eo kou à
4. endriny ( 10/09/2014 06:38)
Raha tsy misy bois de rosery zareo efa tsy voaloha ny karamam-panjakana a... Matoa tsy miteny ny firenena lehibe dia hainy izany, ny ONG international rehetra tsy sahy miseho sehatra fa mody ny Voary Gasy kely no aroso eny amin'ny lohalaharana...
5. rabaradaka ( 11/09/2014 05:59)
Misaotra ry namako fa isika indray dia tsy maintsy mailo hatrany. Fa marina koa ilay lazain'ny Endriny fa tsy ny vola azo avy bois de rose rehetra fa tambim-bola avy any Chine no mameno ny kitapom-bolam-panjakana amin'izao isika miteny izao
6. rabaradaka ( 16/09/2014 10:41)
ny zanaky ny filoha mamim-bahoaka sy voafidim-bahoaka Hery Rajaonarimampianina no anisan'ireo mpanondrana bois de rose
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1311