Androany dia andro tokony tsy iasana raha ny andro Malagasy

1. endriny ( 02/09/2014 04:33)
Talata giraobaka, dia andro tsy iasana amin'ny Malagasy. Saingy io no itarafana ny fototra maha tatsinanana antsika. Ny isa efatra mantsy no isa ratsy indrindra izay mifandraika amin'ny alakamisy, izay andro fady koa ho antsika. Ary ny talata dia zanaky ny 4, satria isa 2, ka izay no maha fady azy.

Fa na mino isika na tsy mino dia izao, eo amin'ny architecture ary eo amin'ny rafitra rehetra atao, na eo amin'ny fiainana dia ny 2 sy ny 4 dia mitory zavatra tsy marim-pototra.

2: tsara ny mpivady kanefa raha tsy misy zaza iray, dia lasa ady andro sy alina
4: Ny efajoro tsy misy sakelika lavon'ny tadio.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3761