Tokony hametra-pialana faran'izay haingana ny Ministre Rolland Ravatomanga fa tsy miandry esorina

1. rabaradaka ( 30/08/2014 09:19)
Raha lehilahy misaina ingahy Rolland RAVATOMANGA, Minisitry ny Fambolena dia tokony hametra-pialana tamin'ny fandalovan'ny valala teto Antananarivo iny. Valala aza tsy voafehiny ka mainka ny raharaham-pambolena izay mahasahana ny 78%-n'ny vahoaka malagasy. Mametrà fialana tompoko fa mahamenatra. Aiza tokoa moa ilay vavany raha nokian'nin'ny Mouvance Ravalomanana izy hoe nanao an-tery setra hiditra mambre du gouvernement nefa tsy nahazo alàlana akory dia hoy i Rolland kely hoe : ireo ministre rehetra ireo ange efa tao amin'ny mouvance Ravalomanana daholo e ! Izany ve tsy olona be resaka fotsiny. Rehefa tsy mahay manaja tena miala i Ravatomanga dia miangavy an'i Hery Rajaonarimampianina ilay Filoha mamim-bahoaka sy voafidim-bahoaka ary efa nahavita nitety an'izao tontolo izao sahady, halana an'i Rolland Ravatomang
répondu par rabaradaka le 31/08/2014 10:03
2. hery ( 30/08/2014 10:19)
Soa ihany fa nasianao hoe "Raha lehilahy misaina"

Sarotra ny fandidiana :-)
3. rabaradaka ( 31/08/2014 10:03)
O ry dadatoa Hery a, fa raha tsy nasiako hoe "raha lehilahy misaina" izany dia midika avy hatrany fa lehilahy tsy misaina ? Io Rolland Ravatomanga io no tena kapotsaka tao amin'ny mpuvance Ravalomanana. Tapitra ny fepetra napetraky Guy Rivo hoe hihetsika izahay raha tsy mahita solution ny fitondrana hampodiana an'ingahy Ravalomanana. Izao ny mouvance Ravalomanana dia mangina tsy misy miteny, ny eny amin'ny MAGRO moa dia ry kaky sy neny izay efa tsy mahita atao no manabe isa eny. Tena olon-dratsy ireo mpiara-dia amin-dRavalomanana, ny mahagaga sady mety hampiomehy koa dia ity : ireo ihany no tena atokisan'ny razoky ! Eto ihany isika ry kaky ô, aleo any izay ho any e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1928