DADA MODY NOSOLOINA "V" NY "M"
1. mpisotrtoaka
(
18/07/2014 07:11)
TSY NOSOLOINA V INTSONY ETO NY M FA AHOANA FAHITANAREO MALAGASY ANLE HOE NISY NI-PIRATER HONO NY MAIL OFFICIEL AN'NY MINISTERAN'NY ATITANY HANY KA NANDEFA ILAY FANAMBARANA TAMIN'NY FAHITALAVITRA REHETRA HOE MAHAZO MODY AN-KALALAHANA I DADA ! NY TIAKO AMBARA DIA HOE RAHA PIRATER LE MAIL D AHOANA NY FOMBA NIDIRAN'IO OLONA IO TAO ? FOTOANA MAHARITRARITRA IZANY IZY NO TAO SADY MBOLA AFAKA NIKAROKA NY MAIL AN'IREO HAINO AMAN-JERY REHETRA !
répondu par mpisotrtoaka le 11/08/2014 07:15
2. mpisotrtoaka
(
18/07/2014 07:30)
Mis mijery fa mba valio ihany fa resaka fahamatorana eto amintsika ange ilay izy e !
4. Vony501
(
18/07/2014 12:43)
LOL! Fika efa taloha io r'ise a! ohatra an'io foana rehefa misy zavatra mafanafana tiana hovahana eto amin'ny firenena. Alefa aloha ilay resaka hi-sonder-na ny opinion publique, ka arakaraka izay mety ho réaction'ny olona eo no ijerena izay fomba anatanterahana na tsia ilay izy