SOS
1. mpisotrtoaka
(
02/07/2014 12:40)
Vonjeo za fa mitady namana vehivavy na lehibe na mbola tanora ! hihihi
répondu par mpisotrtoaka le 24/07/2014 10:55
4. 5laody
(
04/07/2014 11:00)
Salama ry Mpisotro a!
ireto feno fa aza ampitahorina fotsiny izy. ampio hoe cool ny pseudo-nao fa sao dia heveriny hoe milàko.
ireto feno fa aza ampitahorina fotsiny izy. ampio hoe cool ny pseudo-nao fa sao dia heveriny hoe milàko.
6. Fitokisana
(
07/07/2014 12:33)
mpisotrtoaka:
Sur lets ra5laody e !
Na le pseudo anao aza mampatahotra koa! Vehivavy iza koa no hirisika aminao eo? Ra tsy hoe star anga enao na hoe be saosy de kafirin-dry zavavy interesse amin'ny vola ihany!!!
7. mpisotrtoaka
(
11/07/2014 13:12)
Ra ovaiko hoe rabôgôsy be vola ve ny anarako d mino ise fa ho be ny sipa no hisosososo ho avy aty amiko ! Diso izany ! Ny pseudo am mahapseudo az d mba ts hamantaran'ny hafa anao manokana ary ts voatery izay fanaonao ! Ts manin anefa fa ts kivy amzany za e ! Sur daholo d msaotra anze mba namaly ! Dom-bera kely alou lets ra-5klaody a !
9. pizza
(
14/07/2014 12:03)
mahazo zay irina e! ary aza ny anarana akia ry Fitokisana no itsarana azy fa mety izy ary no tena endry indrindra
10. Fitokisana
(
14/07/2014 16:09)
Hahaha, ao fa tsy hanisy sira ny anarany tsony aho e! Sure le hendry be an! De mahazoa izay irina ry ..toaka !!!!
12. Fitokisana
(
18/07/2014 10:15)
mpisotrtoaka:
Sôtsa anareo ! hihihi ! Nareo rangah a ! hips hips
Aza adino ny (arosage) mandraozy refa mahita ilay notadiavina ry mpisotrtoaka an!
13. mpisotrtoaka
(
24/07/2014 10:55)
Efa ts mitady tsony ho'ah ry Fitokisana a ! Enw konkoh mahasosotsa tsssss