amidy

1. bazylou ( 17/06/2014 11:09)
Manomboka rahampitso amin izay hono ny karbira vokatra tao tsimiroro e.......
Asa raha mba ho tyonga any ampaosin nynmalagasy tsy vaky volo izany......
répondu par bazylou le 20/06/2014 11:32
2. vazivazo ( 20/06/2014 11:13)
mb somary ampio fanazavana hoe zan KARBIRA VOKATRA izany ry bazylou azfdy
3. bazylou ( 20/06/2014 11:32)
Jirama no nahazo ny menaka mavesatra vokatra tao tsimiroro. Misy hatrany amin ny 70 000 barika hono.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1855