Les bailleurs de fonds sont réticents

1. rabaradaka ( 09/06/2014 06:11)
La rencontre entre le Gouvernement malgache et les bailleurs de fonds ami de Madagascar qui s'est tenu lieu la semaine dernière tournait en catastrophe, les ministres malgaches ne sont pas capables de défendre les projets de développement, en particulier le Ministre de l'élevage, le Ministre de l'infrastructure. Conclusion, les bailleurs de fonds sont réticents quant aux financements de cette 4e République. De sources sure, les bailleurs de fonds revoient ces propos sur les financements des projets de développement à Madagascar à l'exception des aides humanitaires.
RABARADAKA, juin 2014
répondu par Fitokisana le 14/06/2014 07:59
2. Fitokisana ( 12/06/2014 11:41)

rabaradaka:

La rencontre entre le Gouvernement malgache et les bailleurs de fonds ami de Madagascar qui s'est tenu lieu la semaine dernière tournait en catastrophe, les ministres malgaches ne sont pas capables de défendre les projets de développement, en particulier le Ministre de l'élevage, le Ministre de l'infrastructure. Conclusion, les bailleurs de fonds sont réticents quant aux financements de cette 4e République. De sources sure, les bailleurs de fonds revoient ces propos sur les financements des projets de développement à Madagascar à l'exception des aides humanitaires.
RABARADAKA, juin 2014

Tena marina ve io?Aiza ny source? Mahamenatra koa izany ka! Handresy lahatra ny bailleurs de fond amin'ny projet avy ve de tsy hain'ireo minisitrantsika ireo. Sao de mba tokony hanao politika ihany isika ry Rabaradaka, na de hoe hiconvaincre ny bailleurs de fonds amin'ny projets d'infrastructures sy elevages ihany aza de miala... sa ianao efa eo/teo?
3. rabaradaka ( 13/06/2014 11:16)
Tena marina io ry dadatoa Fitokisana, tena marina io satria teo ho eo akaiky teo aho tamin'io. Ny tena fahitako azy aloha dia izao : gouvernement natao hampanginana an'ireo niara-dia tamin'ny HVM fotsiny io fa amin'ny novambra any na janvier 2015 vao hisy gouvernement heverina fa manana traikefa sy technicité tsara. Fa ny loza dia izao, alohan'izay dia hanao dégât ireo ary vao mainka hanimba zavatra. Raha tsy mahay miaina izany i Hery dia mety hirodana alohan'ny janvier 2015 satria tsoriko fa mbola mikotrika fanalàna ny gouvernement foana ny eny Tsimbazaza, ary resaka henoko sady tena mitombina dia izao : toa hoe i Hery mihitsy no tehanala an'i KOLO nefa tsy mahita fomba fa dia ny Député no fitaovana hany mahomby hanao motion de censure ! Raharaha ityv politika ity ry dadatoa a !
4. Fitokisana ( 14/06/2014 07:59)

Aleo hanao eo fa lasa Asil any ivelany indray io Hery io ra tsy mahay miaiana sy mitondra eo! Io fitiavan-tseza io ihany!!!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2144